moneybookers
1. roxanaha
(
22/01/2010 07:36)
Manahôna daholo
Saika mba hanontany hoe azo antoka ve ny mandray vola alefan'olona @ alalan'ny moneybookers? tsy misy resaka arnaque?
Mba mila torohevitra avy @ zay efa nampiasa na mahafantatra tsara momba an'io
Misaotra tompoko
Saika mba hanontany hoe azo antoka ve ny mandray vola alefan'olona @ alalan'ny moneybookers? tsy misy resaka arnaque?
Mba mila torohevitra avy @ zay efa nampiasa na mahafantatra tsara momba an'io
Misaotra tompoko
répondu par Mirananirina le 28/01/2010 12:41
2. Zafintaolo
(
23/01/2010 06:49)
Mahoana ianao. Tratry ny taona. Mampiasa MoneyBookers ny tenako, ary mbola tsy very vola tao, azo antoka tanteraka ny Moneybookers. Azonao atao ny mametraka vola ao amam-bolany/taonany ary tsy mihena izany, azonao atao ny mandefa amin'olona manana compte Moneybookers @ alalan'ny e-mail-ny, satria manko ny adiresy mailakanao no "anarana fidirana". Tandremo tsara fotsiny ny tenimfiana sao hain'olona ary soloy matetika. Na izany aza securisé ny tranonkala Moneybookers rehefa mandefa vola na misintona vola amin'ny kaontinao amin'ny banky ianao. Ny ahafantarano hoe azo antoka ilay tranokala dia jereo ery ambony @ adiresin'ny tranokala "au pluriel ny https" ary "misy kadenà". Fa alohan'ny ahafahanao misintona vola ho amin'ny kaonty @ banky (na banky aty Madagasikara aza), manao fanamarinana ny MoneyBookers hoe anao marina ve io compte bancaire io ary hamarininy koa ny adiresinao. Raha misy olona manandrana te-hiditra @ kaontinao Moneybookers, ka tsy tafiditra fa nanandrana nampiditra tenimiafina in-2 na in-3 dia ampandrenesin'ny MoneyBookers haingana ianao.
Raha te-hanokatra kaonty Moneybookers:
https://www.moneybookers.com/app/?rid=6574337
Raha te-hanokatra kaonty Moneybookers:
https://www.moneybookers.com/app/?rid=6574337