tena mapihomey
1. radomelina
(
21/01/2010 22:15)
iomehezana sisa reto zana,kosy avoaka ny vala dia manakorotana fiaraha,monina,manimba ny fanana,bahoaka ery anosy,miantso ny mpitandro ny filaminana androaka an,ireo zana,kosy reo iverina any @magro fa manelingelina ny fiainany maro anisa .ra8efa tsy kaoty intsony no andrandraina aaaaaaaa ita mihitsy hoe lohan, osy no mitarika ry dafy efa bainn be reny mbola tsy mipetraka misotro ronono,osy @zay fa mbola manakorotana iany na tsy ampy azy le daka sy totondry ra charle ka io mbola mtady io le bainn be io :-D
répondu par fijo le 22/01/2010 20:44
2. tgvafond
(
21/01/2010 22:46)
Tsy mbola afaka milaza na hihoraka isika fa nandresy raha tsy tafavoaka ny ala :roll:
3. feticon
(
21/01/2010 22:47)
faly ery fetison nihaona t@ jean ping na dia nahazo mandat d'arret aza nanivatsiva ny fis sy ny rasil maro teny @ carlton
aiza ialahy ry lelison sy charlot raha hisambotra ahy an
aiza ialahy ry lelison sy charlot raha hisambotra ahy an
4. wxxx
(
21/01/2010 22:50)
Be taim-bava be omaly Organès hoe hisambotra a, aiza izy zao e :lol:
=))
aiza ialahy ry lelison sy charlot raha hisambotra ahy an
=))
5. feticon
(
21/01/2010 22:54)
tena loza koa anie raha nanontaniany mpanao gazety le PM vazaha be iny,saika voateliny lery parakiny e,no sady nigogogoog nitomany hoe ho lasany mangaho eugene ny ny plasiny
6. ndotofetsi
(
22/01/2010 01:29)
PM HAT tsy mahay mamaky teny gasy =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
