Conseil d'état vs Tgv

1. pikatti ( 20/01/2010 13:52)
Le décret portant sur la nomination d’Eugène Mangalaza à la Primature par Andry Rajoelina a été suspendu par le Conseil d’Etat
répondu par fijo le 24/01/2010 00:22
2. xxxw ( 20/01/2010 14:42)
Ny rafitolazy manaraka dia ny fanafohana ny conseil d'état, tonga hatraiza ary ito olona ity hiarovana ny sezany :roll: :roll: :roll: :roll:
3. pikatti ( 20/01/2010 15:43)
Efa mangingina leisy ry zalahy ao a, miandry kapoka avy any @ GIC sisa :lol:
4. Scofield007 ( 20/01/2010 15:59)
ka rha ilaozany gic manao ping pong miaraka jean ping dia ahoana :-D :-D :-D
5. savonyvava ( 20/01/2010 16:05)
Aleo ho tonga fa tsy koi e, rosoina vola HAT da roso ny dia :lol:
6. fijo ( 20/01/2010 20:19)
ka le volabaoritra io tsy misy mila,na haingontrano aza ko
7. Scofield007 ( 20/01/2010 20:45)
atsy ho atsy ho lasa 30.000fmg ny 1euros bientot dia hifampitady eto isika mianakavy
8. nancy ( 20/01/2010 20:46)
Fanontaniana fotsiny ry pikatti a, ahoana no ahitanareo an'itony dossier itony e?

pikatti:

Le décret portant sur la nomination d’Eugène Mangalaza à la Primature par Andry Rajoelina a été suspendu par le Conseil d’Etat




9. onaonafaty ( 20/01/2010 20:58)
Efa namoaka lalàna vaovao izahay hanafoanana an'io décret io, ary efa volavolan-kevitra ihany koa anefa ny hanafoanana tanteraka ny conseil d'état satria manakantsakana ny demokrasia
10. fijo ( 20/01/2010 20:59)
ka CIA izy ko ndry ko
11. wxxx ( 20/01/2010 21:07)
conseil d'état satria manakantsakana ny demokrasia
:-D :-D :-D
12. Vahoaka ( 20/01/2010 21:25)
«Raha ny tolo-kevitra Maputo 3 no vato misakana, sahia manafoana izany ary miverena mifampidinika. Jereo ary amboary izay tsy ifanarahana amin’ny sata tovana tany Addis Abeba» hoy izy ireo. Notsindrian’izy ireo anefa fa «raha toa ka tsy hahitam-bahaolana ireo fifanarahana ireo dia aleo ny vahoaka hilaza ny heviny». Ny fanaovana ny fitsapankevibahoaka hifidianana ny «Eny», fanekena ny Maputo na «Tsia» fandavana izany amin’ny fifidianana amin’ny 20 marsa.
Nambaran'ny mouvance Madagasikara
13. milamm ( 21/01/2010 00:23)
afera Mangalaza sy vital actes de nomination et d\'abrogation voalaza ao @ io ttsy io araky ny fanambarany J.M Rajaonarivony refa niverina avy any Comores
Ci-après le texte issu de ce Conseil d\'état : « Le Conseil des Ministres(hat) réuni ce jour (dimanche 10 janvier 2010) a adopté l’ordonnance n°2010-001 portant modification de certaines dispositions de la loi organique n°2004-036 du 1er octobre 2004 relatives à l’organisation, aux attributions, aux fonctionnements et à la procédure applicable devant la Cour Supréme et les Trois Cours la composant. Il est ajouté à l’article 129 de la loi n°2004-0396 du 1er octobre 2004 un article 129 bis ainsi libellé : Ne sont pas susceptible de recours en annulation devant le Conseil d’Etat les actes de nomination et d’abrogation de nomination du Premier Ministre et des membres du gouvernement :
les actes concernant les rapports du gouvernement et du parlement
les actes relatifs à l’initiative gouvernementale en matière législative
les actes mettant en cause les rapports du gouvernement avec un organisme international ou une puissance étrangère. Les dispositions de l’article 189 sont et demeurent abrogées ».

En mai 2008, la ministre de la Justice, Mme Bakolalao Ramanandraibe, l’a annoncé devant les sénateurs : La Haute Cour de Justice sera bientôt « Un projet de décret y afférent a été déjà examiné au conseil du gouvernement. Ce projet sera soumis au conseil des ministres avant d’étre adopté au niveau du Parlement. ».

misy zv kely mahagaga ahy @ io ttsy io de ilay sonia eny @ farany sy ny anarana tsy mitovy :roll: halatra sonia sa za no diso fijery?
14. milamm ( 21/01/2010 02:43)
na le tampon aza to drodroka b otrany namboarina teny @ totohabaton'Ambondrona =)) mampiahiahy ny maha sandoka io ttsy nefa asa,mety ho diso mety tsia ny eritreritro
15. ANARIM ( 21/01/2010 10:01)
fijo:

ka le volabaoritra io tsy misy mila,na haingontrano aza ko


grrrrrrrrrrrrr mitsy fa zà zao lasa mihanahana b isaky ny mandray vola na famerimbola hoe sao d mba efa tony le izy ka maty antoka b eo!!!!
16. pikatti ( 21/01/2010 14:13)
,mety ho diso mety tsia ny eritreritro

Mety diso eritreritra elah milamm, tena izy io

grrrrrrrrrrrrr mitsy fa zà zao lasa mihanahana b isaky ny mandray vola na famerimbola hoe sao d mba efa tony le izy ka maty antoka b eo!!!!

Mazoto ndray ny akama an, mikirakira vola anie nareo zany e, mba omeo sopapa any e :lol:
17. pikatti ( 21/01/2010 14:15)
Fanontaniana fotsiny ry pikatti a, ahoana no ahitanareo an'itony dossier itony e?
hadiniko , hanorato aho dia laziko anao e, mila mifanao fotoana mantsy fa ny tél sy ny Ord-ko zao efa feno piraty daholo, izay zany an, :lol: :-*
18. esserra ( 21/01/2010 15:50)
Ary misy miresaka fa haverina hono ny fatin'ny Ranavalona III? misy efa mteniteny foana ny fitondrana HAT , efa hita izao fa efa t@ 1938 dia efa natao izany saingy mitany vato avy any @ ireo "Mouvances Andriamanjaka" izany indray koa ry FATY isany reto , inona ihany no tsy hatao sisa , efa lany haiky marina izay olona resahinao fa tena kitoatoa loatra ity fanjakana halatra ity,minadry surprises indray rahampitso , asa na hanakapoka varavarana indray Radomelina :roll: :roll:
19. milamm ( 21/01/2010 19:41)
o.k les rapika maripototra koko le loharano nivoahan'io zay avy any @ la ka eny ary,fa tsy matiko lolo les na zany aza le soniany mambrany CECS Rakotoarizao sahondra izay to otrany hafa be @ anarany :lol: zay fotsiny no tiko nambara teo
20. pikatti ( 21/01/2010 19:52)
:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0624