Ho rava tsy ho ela ny HAT

1. rabaradaka ( 19/01/2010 06:21)
Dadatoa a, samia mivonona amin'izay fa ho raikitra izy ity. Inona moa izany, hoy ianao ? Ny fanalana an'i Andry TGV sy ny HAT. I hetsika atao eo Anosy io no hifaranan'ity fitondrana TGV ity. Raha tsy mino izany ianao dia tsarovy ny daty androany nanoratako azy ity. Zay dadatoa fa samia ela velona
répondu par fijo le 21/01/2010 21:05
2. Vahoaka ( 19/01/2010 06:26)
TSY MAINTSY MIHONGANA HAT
TSY MAINTSY FONGORINA HAT
VIVE MADAGASCAR
3. Rajakoo ( 19/01/2010 06:31)
Mahazo Tonga eny daholo isika ry vahoaka Malagasy tsy vaky volo efa tsy misy intsony ny grenady,tongava maro
Masina ny Tanindrazana
4. rakapy ( 19/01/2010 09:40)
De inona aloha no manaraka rehefa voahongana fa sao dia ho voafitaka fani- 4 indray Ramalagasy kle!!!
Mahazo Tonga eny daholo isika ry vahoaka Malagasy tsy vaky volo efa tsy misy intsony ny grenady,tongava maro
Masina ny Tanindrazana

Nefa ho maro indray no gli dia ry zalahy mpamporika no mijoky sy mipetraka @ seza ny vam-gasika rehefa avy eo. De manao pointe rehefa mahazo volant!!! Aoka marina Mr Rajakoo :-D :-D :-D
5. papala ( 19/01/2010 12:06)
avelao HIONGANA ANY FA radomelina , fozaorana, TSY MAHAY N'INON'INONA : -SADY TSY DIPLOMATIE HAY,- TSY économie HAY, - commerce tsy hay, ny tànana MALOTO VELONA,- TS'ISY HAYN'IREO fa de MANAPOTIKA AN'NY MADAGASIKARA NO HAY, de ny misambosambotra olona, de ny manendrikendrika olona, DE NY mampitombo ny karaman'ny miaramila, ny VERY ASA BE DE BE TSY hitany zay hanaovana azy LAZAINY fa tsy misy ilana azy ndray ny AGOA, ny SADEC, TENA MBOLA TSY NISY FITONDRANA OHATR'ITY MARINA HATRIZAY NIHAINAKO TETO MADAGASIKARA?
6. lemenakely ( 19/01/2010 12:51)
Hiongana ny HAT dia hisy filoha ho avy in1 na ho ela na ho haingana , dia aongany indray ! dia aiza no hisy zava-banona ! :?:
7. rakapy ( 19/01/2010 13:02)
Hiongana ny HAT dia hisy filoha ho avy in1 na ho ela na ho haingana , dia aongany indray ! dia aiza no hisy zava-banona !

Dia tsy maintsy izay anie no hiseho eto M/car, LALAN-KITA-KISOA :-D :-D :-D
8. AndriambyII ( 19/01/2010 13:14)
Avelao alou izy ho eo é !!! :lol: :lol: Tsy misy solony hatr@ izao aloha ,aleo miandry fifidianana .lolll !!!
9. gasmlay ( 19/01/2010 17:46)
mba asio daty ôtsan'ny an'i hery eh!! :-D :-D ,rôvina no rava? :-D
10. xxx1 ( 19/01/2010 17:54)
menakely:
Hiongana ny HAT dia hisy filoha ho avy in1 na ho ela na ho haingana , dia aongany indray ! dia aiza no hisy zava-banona !


Io mihitsy no efa hanambarako an-drahery matetitetika hoe atsangano amin'izay ilay antoko vavao-nao fa hanaraka anao anjambany hoa ny namana serasera sy ny vahoaka malagasy rehetra. Tairo amin'izay ra-hery fa milona loatra a! Aoka izay ity fangala-perinao ity fa ataovy amin'izay e! :wink:
11. nancy ( 19/01/2010 17:59)
Tairo RaHery a, ampiako enao e....vonona be aho....

xxx1:

menakely:
Hiongana ny HAT dia hisy filoha ho avy in1 na ho ela na ho haingana , dia aongany indray ! dia aiza no hisy zava-banona !


Io mihitsy no efa hanambarako an-drahery matetitetika hoe atsangano amin'izay ilay antoko vavao-nao fa hanaraka anao anjambany hoa ny namana serasera sy ny vahoaka malagasy rehetra. Tairo amin'izay ra-hery fa milona loatra a! Aoka izay ity fangala-perinao ity fa ataovy amin'izay e! :wink:



12. fijo ( 19/01/2010 20:03)
kyyyy de tsy avelanareo eo mihintsy ve zandry kely le
13. ndotofetsy ( 19/01/2010 22:33)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
14. ANARIM ( 20/01/2010 07:08)
TENA MBOLA TSY NISY FITONDRANA OHATR'ITY MARINA HATRIZAY NIHAINAKO TETO MADAGASIKARA?
15. fijo ( 20/01/2010 21:10)
io no tsara indrindra ka,anontani anie naritsimba e
16. pimaso ( 21/01/2010 12:03)
Halatra avy eo
Ariana any anaty
Tatatra

;-)
;-)
;-)
17. fijo ( 21/01/2010 21:05)
aoka moa ,fa tsara anie io e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1879