REGARDER VIDEO - Invité de Zoma 15 jan2010
1. vatofototra
(
16/01/2010 21:08)
REGARDER VIDEO - Invité de Zoma 15 jan2010
Bruno Rakotoarisoa SG KMF/CNOE Invité du Zoma de Onitiana REALY
http://www.vatofototra.com/topic1/index.html
Bruno Rakotoarisoa SG KMF/CNOE Invité du Zoma de Onitiana REALY
http://www.vatofototra.com/topic1/index.html
répondu par fijo le 20/01/2010 21:33
2. xxxw
(
16/01/2010 21:41)
Tsy hahomby ity fifidianana ity , efa betsaka ihany ny feo nandeha fa eto dia betsaka no milaza fa tsy mety ara-tekinika (ny cni, propangady,ny fandefasana ny fanasana ny olona hifidy, fotoana ny orana ......), nefa kosa araka ny feo hafa avy any HAT dia misy ihany mikiri-biby ny hanohizana izany
Tena tsara be ny fanazavan'Ingahy io izany
Na i Onitiana aza milaza hoe mangina ny HAT
25 janoary izany no andrasan'ny maro
Tena tsara be ny fanazavan'Ingahy io izany
Na i Onitiana aza milaza hoe mangina ny HAT
25 janoary izany no andrasan'ny maro
4. NathalieRabe
(
16/01/2010 22:05)
Hametra-pialana akia aho ry Onitiana REALY a ,mendrika an-dry ny ministra ny serasera Malagasy, =D> :-*
5. fijo
(
16/01/2010 22:08)
an an eo ihany ndry ka,manjary tsy misy mpinono,hoadray,mpino i andry ka
6. xxwx
(
16/01/2010 22:11)
Mba misy mahalala ve hoe aiza no mety hazahoana contact an'i Onitiana REALY :lol:
7. xxx3
(
16/01/2010 22:15)
aleo marina onitiany toy izay nathalie an,samy efa namboariny i roindefo daholo ireo :-D :-D :-D
8. fijo
(
16/01/2010 22:15)
anontanio i ony na i tiana ,rehefa tsy misy azo,dia i realy hantsoina mivantana
9. NathalieRabe
(
16/01/2010 22:16)
an an eo ihany ndry ka,manjary tsy misy mpinono,hoadray,mpino i andry kafijo nahazo kadô tsra tarehy t@ Rajojo anie zà e, efa nolazaiko anao moa le emeteur :?: tiko be ilay izy :}
10. xxx3
(
16/01/2010 22:17)
le tanana ankavia onitiana kosa rehefa miteny tena mahafinaritra ry zalahy ,babo ny bandy :* :* :*
11. fijo
(
16/01/2010 22:19)
nata an,hay ve,ka mijanona eo ihany wa fa tssss,ndry ko.
aza babo ny tanany iznay letsy fa mba le ...hoe
aza babo ny tanany iznay letsy fa mba le ...hoe
12. xxx3
(
16/01/2010 22:23)
ahaoana marina ireo deputes ho lany @ 20mars ireo(raha hisy ihany ny election)
deputes an'ny transitions ve sa deputes 4ém republique
deputes an'ny transitions ve sa deputes 4ém republique
14. wxxx
(
16/01/2010 22:29)
Ny IVème Repoblika ve raha ny tokony ho izy tsy ireo solom-bavam-boahaka no handany azy avy eo 8O
16. OnyRealy
(
16/01/2010 23:00)
Hametra-pialana akia aho ry Onitiana REALY a ,mendrika an-dry ny ministra ny serasera Malagasy,
Misatra akia a,izaho tsy hihosina @ io fanjakana maloto io e, mazotoa ianareo :lol:
19. OnyRealy
(
16/01/2010 23:23)
Mba misy mahalala ve hoe aiza no mety hazahoana contact an'i Onitiana REALY
Alefaso ao @ TVplus , anaovantsika pétitions :lol:
