Ary raha mpanabe siantifika no filoham-pirenena?
1. herysedra
(
15/01/2010 16:33)
Efa misy azo hamaliana an'io eto: http://www.midi-madagasikara.mg/midi/index.php?option=com_content&task=view&id=21345.
répondu par bazylou le 16/01/2010 18:40
2. AndriambyII
(
15/01/2010 17:22)
Oadray ;dia efa miandrasa candidatures amanarivony raha izany !!! :oops: :oops:
3. bazylou
(
15/01/2010 18:43)
tsy le aza, de atao profesora sy mopora daholo ve avy eo , beuuurrrk, dia omena diploma fopla ohatran'ilay zefa lahy iry dia hoe handroso ve,
5. 08051972
(
15/01/2010 21:02)
SLT daôlo e! samy marary tanindrazana daô tsika retra na ny mpanoatra na ny tsy pomba antoko fa hozy kosa ne tenanay oe: inon'ary no tena mba evitrareo hampandrosoana an'i Dago ankoatry ny hoe leuleu, manemane,tay; tabory.., fa ôtry ny tsy kobo mintsy hoe inona no tanjona? Tô ôtrin'ny ady hevitra tsy mampandroso firenena fa ôtriny hoe zé mahery miteny ratsy no valina na hoe important! N'iza tsika n'iza eto @ ty seraseraty, rà mbola Gasy na Ravalo na i Andry na Ratsiraka na Zafy, na olontsotra na n'iza n'iza de tsotra ihany : FIRENENA FARAN'IZAY MAHANTRA INDRINDRA ETO AMBONIVONIN'NY TANY I MADAGASIKARA! Any ny olana ! VAHAO IO ALOHA ! Avy eo isika mifanompa fa haintsika Gasy rehetra ny miteniratsy f'indrindra f'izah! Samy mahay an'izany! Samy mahay lohamboto daôlo tsika f'indrindra f'izah, zany aza no tena mahavantan'ahy!Nefa INONA NO VAHAOLANA @ IVOAHANTSIKA @ ANARANDRATSY IO?
6. xxxw
(
16/01/2010 12:07)
Tongasoa inao Ing Prof, manaraha izay mahasahy e, inona moa ny olana , zay tsy lany tsy lany , manarina indray e,na miara-mifanoro hevitra
7. Mirananirina
(
16/01/2010 12:58)
Ary raha mpanabe siantifika no filoham-pirenenarehefa tsy olona nianatra politika na manampahaizana no eo dia efa tsara e
aaaah bazilouuuuu bonané ki a beuuurk beuuurk pouahIfiona,manao bisous be ve dia aloa indray avy eo :-D :-D :-D
8. Mirananirina
(
16/01/2010 13:00)
rehefa tsy olona nianatra politika na manampahaizana no eo dia efa tsaradiso kely io:rehefa olona nianatra politika na manapahaizana no eo dia efa tsara.
