VAKY RY TGV NOHON'NY FIADIANA SEZA

1. esserra ( 15/01/2010 06:38)
Tratr’ilay aretina mpahazo ny vondrona politika eto amintsika hatramin’izay sahady koa ireo mpanohana an’Ing. Andry Rajoelina. Nizara ho firehana roa ry zareo ankehitriny ka ao ilay atao hoe DEFI 2010 izay tarihan’ny ministry ny Paositra sy ny Teknolojia vaovao ary olon-tsotra ankoatra ny TGV no tena taominy hiaraka aminy, ary ao ireo ilay nantsoina hoe «Hery ho amin’ny fanovana» izay niova anarana ho «Union des Démocrates et des Républicains» (U.D.R.) na «vondron’ny demokraty sy repoblikana» ka ireo antoko mpîara-dia amin’ny F.A.T. no ao anatiny ary Ing. Lahiniriko jean no mpitarika azy.GAZETIKO
répondu par esserra le 16/01/2010 13:23
2. Rajakoo ( 15/01/2010 06:46)

Tapaka ny afindrafindrao organès satria tresaka izany ny tgv ,nefa tgv mbola tsy nianga gara akory,dia ahoana ny fifidianana izay nikotrehina, hiady izany ny samy mpangala-tseza
Maty aho tgvendrana
3. ntss ( 15/01/2010 10:01)
ZE LAZAIN'LA EO FA ZAY NENAY ANDRY RAJOELINA IHANY NA HIDINA DAHOLO AZA NY AMBINY TSY MANIN!!!!
4. xxx3 ( 15/01/2010 10:57)
betsaka kosa izany tonga tao mahamasina izany :-D :-D :-D
5. pikatti ( 15/01/2010 13:02)
Asa lesy fa ry Andriamanoro vs Lahiniriko indray zao ny ao @ io tgv io, efa hita fa samy bandy mitomany seza daholo reo tsy ho tafaka ela izany mihintsy
Hiova kely indray izao ny Gouvernemanta TGV de mody salorana mouvances "andriamiseza" ,ry mpiandry seza isany
Tara elah tgv fa ny tolonay tsy mijanona
6. 08051972 ( 15/01/2010 21:25)
KA MITONDRA INONA MOA NA VAKY NA MIPATITAKA? Sa mba te-hatao hoe important be ve zany fa maharaka ny mouvement TGV na koa ny GTT? De maninona? De mampaninona? Mampandroso ny firenentsika ve? Inona ny tanjona? Efa mba nisy hetsika nataonareo mpifamaly eto ve mba hamoahana an'i Madagasikara @ fahantrany? Inona fa tsy fantatro? Mba omeo sopapa le tary rys tsamy isany fa sôde tara a!
7. xxxw ( 16/01/2010 12:16)
KA MITONDRA INONA MOA NA VAKY NA MIPATITAKA?
fanontaniana vendrana koa anie zany fanontanian'ity clone wiwi ty zany e :roll: :roll: :roll: :roll:
8. esserra ( 16/01/2010 13:23)
fanontaniana vendrana koa anie zany fanontanian'ity clone wiwi ty zany e
:-D :-D
Tsy mahagaga, ny tgv tsy hakanavaka io an, misaina hafahafa otran'izany daholo, tsy fantarareo ve fa raha mivaky ny tgv dia ao raha , misy ny te handeha irery , misy tsy fanarahana tao ,mety ny fomba fiasan'i Rajoelina ohatra,
midika ihany koa izany fa mideraila ny masinina tgv
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0716