Nangalatra cheque

1. sitlo ( 12/01/2010 16:34)
Nisy kofa izay izany nangalatra cheque-n'ny maman'ny sipany. Dia nentiny tany amin'ny banky ilay izy hakana vola. Dia ny nosoratany tao hoe 2 milliards de dollar.
Mba zefa tsss, zao gadra.
répondu par belakely le 13/01/2010 08:55
2. Papoose ( 12/01/2010 19:23)
:lol:
3. jarifa ( 13/01/2010 04:20)
sitlo:

Nisy kofa izay izany nangalatra cheque-n'ny maman'ny sipany. Dia nentiny tany amin'ny banky ilay izy hakana vola. Dia ny nosoratany tao hoe 2 milliards de dollar.
Mba zefa tsss, zao gadra.



Hihihi sao dia mba i Radomelina ary izany =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
4. belakely ( 13/01/2010 08:55)
possible mihitsy ry jarifa a!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3923