tratra aby ry mpanongampanjakana marina ...!
1. terrywui
(
11/01/2010 18:19)
kobo daholo ry fetison mody namono botretra tao kay manafi-koho fotsiny fa mpanongampanjakana koa !! kobo koa i MAMY Rakotoarivelo zay efa ela no narahi-maso akaiky fa mety lery le nitifitra teo Ambohimanarina , kobo koa i YVES Aimee( arnold n'ny MAGRO) fa kay mpanapoaka bombe lozantany koa kay leiny ...!! zao nahazo mandadare daholo izy telo mtsamy zao ...!! ka raha izao tokoa moa zany re olona no hitohy hisy mpitarika tsony ve eo amin %AGRO eo a!! ka inona fa tsy de hiantsoana andry Pikatti sy r'ifiona mpikaikaika kely ato vao maraina reny mba hanentan'olona fa tsisy lohany koa izy zao fa vodiny aby hin hin hin hon hon hon h :-D :-D :-D :-D :-D
répondu par pimaso le 14/01/2010 12:27
2. terrywui
(
11/01/2010 18:21)
mody hoe ivavaka eny Antsahamanitra hidera an'Andriamanitra no programa! kay nizara basy basy sy nanomana fanonganampanjakana no natao teny ....!!! zao tadiavina aby ry zalah lohany teo reny fa tratra aby ny nafenina ..!! :-D :-D :-D :roll: :roll: :lol: 8O
7. pikatti
(
11/01/2010 22:15)
Mitabataba ve rawix a, inona ary ny olana ao bainn, tsy mandé tsara ve le tgv :-D
8. terrywui
(
12/01/2010 13:46)
Io ary le noteneniko fa nitranga tokou ...! kobo ra fetison ! mbola miandry ny anjarany ry zalah sisa fa miseho be mokony loaytra hay ka mpangalatra daholo ! vola iray sakosy ,manapoaka bombe ,manongampanjakana ...hanenjehina andry zalah daholo !
9. pikatti
(
12/01/2010 14:27)
tgVERY lalana ny anelah bainn, efa tsy tafavoaka io hoa, tsisy mamela an'io hitsakaraka ny kofa raha tsy moanjery io
11. terrywui
(
13/01/2010 15:38)
mody hoe ivavaka eny Antsahamanitra hidera an'Andriamanitra no programa! kay nizara basy sy nanomana fanonganampanjakana no natao teny ....!!! de aveo nandeha nangala-bolam-panjakana sy nitetika hamono ny Prezida...! zao tadiavina aby ry zalah lohany teo reny fa tratra aby ny nafenina ..!! :lol: :lol: :lol:
12. pimaso
(
14/01/2010 12:27)
ny ndikindrenin lisany no mpanongampanjakana 17 mars 2009
le minan rifon dreniny tah faty ripo ireto
mahatantesa valinkitsaka
olona milile anabavy daholo le haty ita ireto
pondro doro
le minan rifon dreniny tah faty ripo ireto
mahatantesa valinkitsaka
olona milile anabavy daholo le haty ita ireto
pondro doro
