Nirodana ny tambohiben'Ambohitrirohitra Rovan'Akoho
1. ndotofetsi
(
09/01/2010 17:49)
Nirodana ny tambohon’ ny Rova. Nisy fahavoazana indray ny rovan’i Manjakamiadana. Nirodana nandritra iny oram-be afak’omaly alina iny mantsy ny tamboho avy aty anoloany. Eo amin’ny 15 metatra eo no indray rava tamin’izany, ary dia niraraka taty amin’ny arabe eo ambaniny eo daholo ireo ranon-tany rehetra teo aminy. Tapaka noho izany ny lalana teny an-toerana, alina. Ny mpamonjy voina no tonga teny an-toerana nanilika ireo rarivato sy ranotany hahafahan’ny lalana misokatra.
RAVAN'ORANA KOA NY HAT :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
RAVAN'ORANA KOA NY HAT :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
répondu par ndotofetsi le 11/01/2010 19:54
2. ndotofetsi
(
09/01/2010 17:55)

NAHOANA NO GADRAGADRAINA FOTSINY NY MPANAO GAZETY RY VENDRANA :evil: :evil: MORA BE NY MANAGADRAGADRA OLONA REHEFA TSY ZAKANAREO NY FAHAMARINANA :evil: :evil: :evil:
6. wxxx
(
09/01/2010 20:43)
Mbola hanendaka rindra eny @ MAGRO koa aza atao fanampiny ha ha ha :-D maika ny hitokana lapan'ny tanana e hihihi
8. pikatti
(
10/01/2010 13:12)
TONGAVA MARO HAMOAKA NY MPIARA MIASA AMINTSIKA
Ny mouvance Dieu efa nikofoka omaly teny Antsahamanitra e, ampio mouvances hafa ndray ary ampiaraho any daholo ny hetsika e, efa mkolay ny HAT
9. terrywui
(
11/01/2010 17:57)
ahoana ry le dontofetsi"fopla"mpiteny ratsy sy mpanompa sy mpandefa sary vetaveta sy porno a! mifalia letsy fa autorisé ny TIM mandefa anireny ato a...! :-D :{ :{ :{ :{ :{
10. ndotofetsi
(
11/01/2010 19:54)
MAMAN'ELH NO AHFANGARON'ELAH @ MPANAO PORNAWIWI :-D :-D :-D :-D :-D

