Resaka VOTSY

1. mimi ( 09/01/2010 08:16)
Resaka VOTSY no mba hametrahako fanontaniana eto hoe : Inona no mahatonga ireny votsy ireny dia inona no hitsaboana azy ? Fa efa tany amin'ny dokotera aho dia nodorany nefa hoatran'ny tsy hitako ny fiovany fa niova loko fotsiny ilay izy dia hoatran'ny efa misy zanany hafa indray miseho .
Ny tena tsy tiako dia sao ho feno mantsy ny tanako 4 no isany izao dia izay misy zanany kely miseho indray . Tsy hitako hoe hatao ahoana fa dia mahasorena e!
répondu par sten-ryan le 30/12/2013 09:50
2. jarifa ( 09/01/2010 11:17)
Tena feno anio mihintsy ny tanako dia teo @ tongotro nisy 2, fa izay mahatonga azy aloha tsy haiko fa ny nahafaka ny ana, nosokiroko tamin'ny fanjaitra ilay lehibe nivoaka voalohany iny, tsy tadidiko na 2 angamba no nalako fa nataoko nivoaka ra mihintsy, afaka 1mois teo hoe eo angamba dia tsy nisy hitako intsony ilay izy nefa ny tanako tamin'izay efa feno daholo.
Mba andramo aloha io sao mba mety aminao, sady makamo be ny mijery azy io refa tena maro an
3. niryna ( 10/01/2010 19:20)
jarifa:

misy tokoa tena feno tanteraka ny tongotra na ny tanana ary ny antony tokoa dia tsy misy mahalala
MIsy karazany maro koa anefa ny fomba analana azy ireny raha mbola tsirairay ilay izy.
Ny ahy indray dia tsirairay kely ary volo no nahodikodiko teo amin'ilay votsy dia afaka,ilay izy mbola nalemilemy ka afaka ilay votsy dia tsy niverina intsony

Misy iray koa fomba atao,maka ireny hazokely ireny dia dorana ary atao eo amin'ilay fotsy fa elabe vao maniry ary rehefa atao matetika ilay izy dia misy tsy miverina intsony.Io indray rehefa efa mafy ilay izy ,efa mipasaka toy ny varimasaka no tena mety aminy

Misy karazany betsaka ireny votsy ireny fa aza voany ihany fa ipetrahany avokoa

Jereo anie ireto olona ireto raha tsy mampalahelo be e
4. jarifa ( 11/01/2010 05:36)
tena misy karazany mihintsy ka, andramo daholo aloha ireo toro-hevitra ireo sao mba mity ihany e.
Raha ohatranio sary io kosa angamba na ho tapitra ary ny volon-doha tsy ho afaka intsony ko, efa dur be ny anlery :-D :-D :-D :-D
5. xxx ( 18/01/2010 08:54)
Ny zanako t@ vao teraka dia nisy t@ lohany, sady lavalava ratsy tarehy ohatry ny fanday izay. Dia hoe entina ho didiana any @ spécialista. Kivy be aho hoe lohan-jazakely ve no hatao an'izany.
Tadidiko hoe t@ bevohoka aho nihinana compléments alimentaires be dia be (oligo-éléments, multi-vitamines, magnésium etc.) ary tokony hihinana hafa koa mampinono.
Najanoko daholo ny fanafody ary niezaka nihinana sakafo naturels arak'izay azo natao aho satria nahiako hoe ireo zavatra simika be dia be ireo no nahatonga azy.
Dia nihamaina tsikelikely tao ilay izy. Fa mbola misy ohatry ny holatra kely tavela aloha fa takon'ny volo
Fa dia tsy hay tokoa izay tena niaviany sy ny tena nahafaka azy
6. jarifa ( 18/01/2010 09:05)
xxx:

Kay ve ity ra xxx ity mba ohatr'izao ihany refa mba tonga aty @ fahasalamana aty e! Tonga soa ary e! ary mba manaova toetra sy valiteny mahafinaritra ohatr'anizao foana fa aza dia miadaladala rehefa any @ resadehilahy sns

;-) ;-) ;-) ;-) ;-) ;-)
7. xxx ( 18/01/2010 09:50)
Kay ve ity ra xxx ity mba ohatr'izao ihany refa mba tonga aty @ fahasalamana aty e! Tonga soa ary e! ary mba manaova toetra sy valiteny mahafinaritra ohatr'anizao foana fa aza dia miadaladala rehefa any @ resadehilahy sns

=)) =)) =)) fanina mihintsy le jarifa saaaannnnnnaaa!!! tsy i xxx4 io ilay mpiresaka amin'elah fa izaho ka aza manenjik'aloka.
Oye oye! ratsiraka avao nen'ilah
8. xxx ( 18/01/2010 12:42)

Tsy izaho ilay xx fa ny mampihomehy ahy dia manaraka olona eto ianao nefa tsy manana assurance kely akory hoe fantatrao na tsia ny manoratra. Mampalahelo fa na olona hafa aza dia tifitifirinao satria tsy azonao ao @ politikan-dratsiraka na zafy na ra8 dia harahina am-boouuuude ny oll. Mba mieritrereta fa sao ho lasa adala ny hiafaràna.
ny taim-bava hajanona raha tena malagasy fa eto no manao be vava sy mitady paika rehetra izao hamelezana oll.
Mody izao sy izao ianareo nefa mandady eee! Tsy ambony, tsy ambany toy ny lohalik'alika!!!
:-D :-D :-D :-D :-D
9. jarifa ( 19/01/2010 04:42)

Miala tsiny ary fa toa tezitra be mihintsy e, ka izaho ko anie mba niezaka nanao valim-panontaniana nahafinaritra ihany t@ voalohany, ne rehefe taty aoriana toa rehefa narahiko ihany ilay izy dia hitako toa tsy misy olona maontina sy entitra mihintsy ato dia leo be za ny farany dia jereo @ xxx tsy hay io ambony io zao dia hita mihintsy hoe olna tsy misy ilana azy mihintsy
ok de Mazotoa ary e
10. jarifa ( 19/01/2010 04:46)
xxx:

Kay ve ity ra xxx ity mba ohatr'izao ihany refa mba tonga aty @ fahasalamana aty e! Tonga soa ary e! ary mba manaova toetra sy valiteny mahafinaritra ohatr'anizao foana fa aza dia miadaladala rehefa any @ resadehilahy sns

=)) =)) =)) fanina mihintsy le jarifa saaaannnnnnaaa!!! tsy i xxx4 io ilay mpiresaka amin'elah fa izaho ka aza manenjik'aloka.
Oye oye! ratsiraka avao nen'ilah

ialahy refa tsy mahita atao na mbola tsy mikatona tsara ny loha malemin'ialahy dia mandehana miverina minono any @ renin'ialahy fa aza manadala sy manimba sujet n'olona eto no ataon'ialahy, tsy misy xxx4 sy xxx3 izany eo fa xxx daholo no hitako eo.
Mba lesy matotra fa ny tsy fahamatorana ihany no mampikoroso ity firenena ity a!
11. xxx ( 20/01/2010 21:38)
:D :D fa maninona anareo kosa ary ra jarifa e!hi!hi! avelao izy mba iteny zay heviny e! rehefa tsy tianareo fotsiny ny fomba firesany! dia aza valiana toa izay ho lany andro eo. :lol: :lol:
12. ANARIM ( 21/01/2010 11:25)
nisy cousine-ko izay tany antsirabe tam zahay mbola kely dia nanao vacances tany dia sendra hitako ny nanalan'ny zokiny dokotera ny votsy be dia be tao am faladiany, raha tsy diso aho dia bistouri no nampiasaina, genre nodidiana nesorina tsirairay ny fakan'ireo votsy, dia natao pansement aveo!!!
13. mimi ( 23/01/2010 07:55)
Misaotra anareo rehetra nanome trorohevitra fa ilay resaka vola tsy nety satria efa mafy be ilay ana. Dia ilay nosokirina indray no mbalo handramako fa ilay izy anie hona tsy azo atao misy ra fa iny no mifindra mamorina vaovao indray e! nodorako tamin'ny sigara koa aloha ilay izy ka asa e!lazaiko eto ihany raha mahafaka tena miaritra e!
14. xxx ( 23/01/2010 08:31)
efa mi-existe ny pomady pour faire secher ireny votsy ireny ....en moins de rien dé maina io.
ny anaha talou de hasiko lé jus kely (lait) am feuille de figue , mangididy be fa maina aingana be koh....

mais bon , misy any am pharmacie fa hanontanio .
15. arialy ( 23/01/2010 09:08)
ié any am pharmacie marina mande fa efa misy fanafody hoani'reny mandaitra tsara !! za koa taloha nisy anireny, tam adolescente fa nesoriko tam lame, niongotra atram fotony, satria efa ho 5 nifanakaiky teo de leo b za, bedy b fa tsy naninn fa natao pansement isan'andro de afaka
16. mabloo ( 01/02/2010 11:12)
Nahita ity resaka ity aho dia mizara ihany sao dia mahasoa !
nisy votsy ngezabe zay ny tanako tam za mbola kelikely tam zany, de sendrasedra tam zay nasiako mena-boay ilay izy , ny alina no nasiko io de ny maraina ilay izy nongotako de niala hatramin'ny fotony de tsy niverina intsony , ohatrany hoe maina le izy de miala oazy . efa lany hevitra mitsy tam 'zany fa soa fa afaka soa mantsara !!
ka zaraiko ihany aloha sao mety aminareo koa e!!
17. sten-ryan ( 30/12/2013 09:50)
Ez e!!!!z ku nis vots ten fenu bdb miints an,,,natw dol zw medicament reetr f ts afk miiints an,d nalevaku teu futsn d afak,nef bdb miints liz, f afak waz eu ian ren ren votsy ren,,,
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1436