tena mafy be le fiananana e ,FJKM mandoha impots
1. zoam
(
02/01/2010 18:15)
tena loza fa asainy fanjakana Fat(y) mandoha impots ny FJKM,efa avy norobaina ny magro dia ny fiangonana indray izao no karakaraina
répondu par fijo le 05/01/2010 21:24
2. bekafara
(
02/01/2010 19:26)
tsy misy saosy intsony,atsy ho atsy dia angalana impots koa makorely bientot fa tena isany mandeha be mihitsy @ izao io marché io
3. maryline
(
02/01/2010 19:57)
bekafara:
tsy misy saosy intsony,atsy ho atsy dia angalana impots koa makorely bientot fa tena isany mandeha be mihitsy @ izao io marché io
:D :D :D :D :D misy raha la terra marina
4. Samoana
(
02/01/2010 20:08)
Misy reçu omena amin'izay izany rehefa manao rakitra 8O ?
Mirary "sou" mitafotafo ho an'ny HAT ( Hetra Azo Tatahina) izany ny ondrikelin'Atra e :-D

5. yonikafopl
(
02/01/2010 21:47)
looooozzzaaaaaa, loza 20 loza10
Ary ny FJKM ihany nga sa ny fiangonana rehetra????

7. jarifa
(
03/01/2010 09:27)
dia atao inona hono izay Fiangonana tsy nahaloa hetra, sa atao Lavanty dia izay mahaloha ny hetra no mividy azy, avy eo io Fiangonana io misy vidim-pidirana
=)) =)) =)) =))
=)) =)) =)) =))
8. xxx3
(
03/01/2010 10:51)
lasa mpangataka daholo koa aty ho atsy ny mpiasa zone franche ,dia asaina mandoha hetra koa @ volana azony e :-D :-D :-D
9. ndotofetsi
(
03/01/2010 14:21)
Ataovy prélèvement automatique ny rakitra e =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
10. yonikafopl
(
03/01/2010 15:14)
dadabe,tssssss, tssisy arahaba tratran taona akory.
Za nge tato fona fa variana minana popkorn za de tsy nahasoratra mintsy e hihihihih

11. Mirananirina
(
03/01/2010 16:38)
tena loza fa asainy fanjakana Fat(y) mandoha impots ny FJKM,efa avy norobaina ny magro dia ny fiangonana indray izao no karakarainany tena loza dia ity.........Ry zalahy TGV anefa manam-bola be tsy misy ohatra an'izany.Be lavitra nohon'ny vola azondry zalahy teto France ny vola azony any Dago izao.Avo 5 heny mihitsy.LOZATsy misy miditra any amin'ny vahoaka mihitsy ny vola na kely aza anefa.LOZA.Mijaly ny vahoaka.............
12. rasamy
(
03/01/2010 17:23)
tsy hampahafiriny nangalarin'i ra8 izany e ,aleo aloha ny bandy kely mba ihinanana
14. dofinois
(
03/01/2010 18:54)
Ry vahoaka Malagasy mpiray tanindrazana amiko,
Manantitra ny arahaba nataon’ny Raiamandrenintsika, ny Filoha Ravalomanana sy ny Filoha mpiara-mitantana Fetison Rakoto Andrianirina.
Ho taona feno ny Fahasoavan’Andriamanitra ho antsika tena malagasy anie ity taona ity.
Efa mazava ny tenin’ny Filoha Ravalomanana tamin’ny onjam-peo ireny fa mikasika ity hetran’ny Fiangonana ity kosa no tiana hasian-teny kely:
Voalohany indrindra, raha tsy diso izahay dia Hitsivolana 62-117 tamin’ny 1 oktobra 1962 no mamaritra ny momba ny Fiangonana. Amin’izany dia voalaza mazava tsara fa ny «fananana mihetsika sy ny fananana tsy mihetsika (biens meubles et immeubles) ihany no voafehin’ny lalàna mikasika ny hetra ankoatr’ireo fananana entina mivavaka (lieu de culte) sy manao asa fanabeazana, fitsaboana na sosialy.» (and.44). Raha izany no zohiana dia ny toerana rehetra ampiasain’ny fiangonana hanatanterahana ny asany (fanabeazana, fitsaboana, fivavahana dia tsy andoavany hetran-trano na hetran-tany). Ankoatr’izay dia io lalàna io dia tsy mahakasika afa-tsy ireo izay lazaina fa Fiangonana na antokom-pivavahana araka ny voafaritra ao amin’ny tovana ao amin’io Hitsivolana io ihany (voasoratra ao ireo Fiangonana telo nikambana ka lasa ho FJKM tamin’ny 1968). Ny FJKM araka ny Fotodalàny dia miorina manaraka io Hitsivolana io ary tsy voafehy velivelin’ny lalàna 2003-036 mikasika ny fikambanam-barotra (société commerciale). Raha ny famaritana tokoa mantsy dia voalaza eo amin’ny and.1 amin’io lalàna io fa « Ny mampitsangana fikambanam-barotra dia vatanten'olona roa na maromaro izay mifanaraka amin'ny alalan'ny sora-panekena fa hatokany ho an'ny fikambanana iray iombonany ny tolo-pananana lelavola, mivaingana na ara-indostria mba hifampizarana tombombarotra na hisitrihana aminà tombontsoa ara-toekarena mety haterany. Miara-manaiky ny mpiombon'antoka fa handray an-tànana ny fatiantoka araka ny fepetra soritan'izao lalàna izao. »
Ka misy fizarana tombontsoa ara-toekarena ary ve ao amin’ny FJKM rehefa mifarana ny taona iray ? (io no antsoina amin’ny teny frantsay hoe : à but lucratif) Ary miavaka amin’ny fiasan’ny Fiangonana hafa ve ny FJKM raha tsy hijery afa-tsy ireo mikambana aminy ao amin’ny FFKM isika ?
Noho izany, ny filazana fa tokony handoa Impôt sur les Bénéfices des Sociétés ny Fiangonan’i Jesoa Kristy eto Madagasikara dia tsy misy fiorenana ara-dalàna : tsy fikambanam-barotra ny Fiangonana fa miorina amin’ny Hitsivolana 62-117. Ka raha ny anarany no fakafakaina dia an’i Jesoa Kristy io Fiangonana iray io, ka iza izany no takiana IBS ?
Faharoa, mila mitandrina ny mpino protestanta reformé eo anivon’ny FJKM fa fomba iray entina handranitana adim-pivavahana eto Madagasikara io. Tsy nahomby mantsy ireo fomba rehetra teo aloha dia ny fandranitana adin-tsaranga (naseho izany tamin’ny fandrangarangana ny resaka ambany tanàna sy ny sisa), avy eo niditra ny resaka fihaviana (nokitihina ireo Masina tao Anatirova ary navoakan’ny gazety Tia Tanindrazana ihany koa moa ny fifandrifian’ny 17 mars 1897 sy ny 17 mars 2009). Mbola tsy nisy ihany teo ny adin’ny samy malagasy. Ankehitriny dia hita indray ny hevitra fa tsy mitombina raha havoaka ny adim-poko fa aleo tonga dia adim-pivavahana no atao. Ka ny FJKM ihany, izay heverin’ny HAT fa manohana tsy misy fepetra ny Filoha Ravalomanana no enjehina. Ny tanjon’ny FAT amin’izany dia mampiakatra avo dia avo (paroxysme) ny fahatezeran’ny FJKM amin’ny antokom-pinoana hafa, indrindra ny Katolika. Avy eo dia hisy hanakorontana eto ka ho voaendrikendrika ny mpino FJKM rehetra fa loharanon’ny korontana satria noterena handoa hetra kanefa tsy mety dia mitarika ny olona hikomy sy hikorontana. Ary dia hisy antony roa hanambaran’ny FAT fa tokony hakatona ny FJKM:
- fikomiana na rebellion araka ny and.209 sy ny manaraka ao amin’ny Fehezandalàna famaizana;
- fihantsiana ady amin’ny mpiray tanindrazana.
Aorian’izany dia hanana antony maro ihany koa izy ireo hisamborana ny Filoha sy ny Filoha Mpanampin’ny FJKM. Satria dia hataon’ireo FAT fa ireo no mpanakorontana.
Farany, ry Vahoaka Malagasy, baiko tokana nolovaina tamin’ny andron’I Galliéni no mbola entin’ny FAT ankehitriny: «zarazarao hanjakana» ka aoka isika hitandrina. Aoka atao hotanteraka ilay hoe: «tiava ny fahavalonareo ary misaora izay manenjika anareo» sy ilay hoe «aza mamaly ratsy ny ratsy fa valio so any ratsy. Amin’izany dia hanangona vainafo eo an-tampon’ny lohany ianareo»
Na izany aza, ho anareo mpiara-mitolona sy miray vilia ao amin’ny FAT kanefa mba isan’ny zanaky ny Fiangonana aloha, ary indrindra fa zanaky ny FJKM ary notezaina tao amin’izany Finoana izany sy ny Filazantsaran’I Jesoa Kristy: «ho avy ny fotoanan’ny Fampakaram-badin’ny Zanak’Ondry ka iza ilay hampakariny?»
Raha tsy mpino kristiana kosa ianao fa Malagasy fotsiny ihany dia hevero kely ilay tenin’ny Ombalahibemaso manao hoe: « Mandeha ialahy izao tsara ihany, fa an am-parany ialahy hadinina, ho kizo fara»

15. AndriambyII
(
03/01/2010 19:44)
dofinois:

Fanontaniana ho an' i Dofinois : Katolika ,sa protestanta sa adventista , sa silamo ,sa boudhiste sa hindouiste sa hafa ankoatr' ireo i Dofinois ??
16. jarifa
(
04/01/2010 10:34)
fangahy tsy samy mandoha hetra daholo e, voamaika tsy hisy olona intsony any ampiangonana fa lafo be ny fidirana leuleu
17. ndotofetsi
(
04/01/2010 11:13)
tsy jehovah vs allah na krsna sns aloha ny eto fa jesoa vs jesosy, katoloka vs protestanta,io mantsy le hetra sy ilay radio fanazavana mikatona akaiky an'i le8?tahotra parano
18. fijo
(
04/01/2010 20:33)
ny tena loza anie dia ity e,,izay bevohoka koa izao hotakiana hetra.hon hon maty aho le zavatra
20. terrywui
(
05/01/2010 16:54)
ka ahodindrasendra daholo kosa ny S ko ..! aleo fantarina ze tena fiditry ny s ao de tsy manaonao fona tsony rasendra e