Apoahy ndray ny bombe ry TIM a! efa be ireo matinareo reo...
1. terrywui
(
26/12/2009 10:57)
mpamono olona !! assassin ..! olona tena tsisy ilana azy raha ireto TIM reto kah ! tsy ze politika no atao fa ny vono olona no alefa etsy sy eroa ! soa aloha izao fa efa fantatra daholo ry zalahy TIM lehibebe mpanapoaka bombe reo kah ! misaotra ry zalahy zandary ao Fiadanana a ! aza amelana koa ze tratra fa faizo ee
http://www.laverite.mg/reportage-photos/Page-9.html

répondu par maryline le 28/12/2009 18:15
4. xxx3
(
26/12/2009 13:45)
tsy ampy dozy ve no izao fety izao avy ialahy no mitatata ato eh ,mba firarintsoa alefa fa tsy fanopana olona lava eto :evil: :evil:
5. terrywui
(
28/12/2009 14:20)
zao ty matiny koa i Sylla ! .....tena assassin reto klééééé...!!! matinareo koa i Sylla ??
http://www.youtube.com/view_play_list?p=32924AE097F4BFA5&playnext=1&playnext_from=PL

6. pink
(
28/12/2009 18:05)
[quote=terrywui]
mpamono olona !! assassin ..! olona tena tsisy ilana azy raha ireto TIM reto kah ! tsy ze politika no atao fa ny vono olona no alefa etsy sy eroa ! soa aloha izao fa efa fantatra daholo ry zalahy TIM lehibebe mpanapoaka bombe reo kah ! misaotra ry zalahy zandary ao Fiadanana a ! aza amelana koa ze tratra fa faizo ee
http://www.laverite.mg/reportage-photos/Page-9.h
ianao tokoa nontsara samborina fa ianao no tena mahalala ny marina ry la verté

7. maryline
(
28/12/2009 18:15)
:lol: :lol: :lol: :lol: i oui oui io mihitsy no tena DAHALO ato @ serasera mila samborina