hin hin hin hon hon honher her her de mbola resy ihany e
1. terrywui
(
24/12/2009 11:37)
de mbola resy ihany sady ny tamity nampalaelo fa sady tsy nahazo Tsimbazaza no voan'ny lakrim be mahajambena maso ....!! hin hin hin hon hon hon hherherherher
haka An'i Tsimbazaza no dia ka lakrimozena no nitsena ! resy foana , resy indray , resy matetika , resy foana resy , resy , resy , resy , resy ,foanaaaaaaaa..........de ny TGV ndray mpandresy foana mpandresy foana foana foana .....
.ITY ARY HO ANAREO hin hin hin h
http://www.dailymotion.com/video/x4i67a_mpandresy-tafita_music
sady io rapique le hiran'i TAFITA milay be ah .....!! reveko io a hon hon hon

répondu par ndotofetsy le 26/12/2009 11:42
3. ifiona
(
24/12/2009 12:26)
faly tokoa zany moa enao ry wiwi fa suspendu @ agoa ny gasy. Raha zay ny tanjonareo dia tehafana fa tonga @ tanjona niriana e
4. pelaka2000
(
24/12/2009 12:42)
tena faly be e h tsy ampahafiriny lalininy dadanareo izany e ,avy eo miditra indray ny arabo mitondra ppn morabe
hon hon hon hon hin hin hin
hon hon hon hon hin hin hin
6. maryline
(
24/12/2009 18:34)
pelaka2000:
tena faly be e h tsy ampahafiriny lalininy dadanareo izany e ,avy eo miditra indray ny arabo mitondra ppn morabe
hon hon hon hon hin hin hin
Dia tena faly amin'izao fahoriana mianjady izao mihitsy ity wuiwui ity, tena faly nanimba ny zava-bitan'i dadanay fotsiny malahelo hava-manana ka manozona
:twisted: :twisted: :twisted:
8. fijo
(
25/12/2009 19:47)
heeee hitombo indray kay izany ny gasy sambatra raha vita hatreo ny AGOA ko,izay anie le tanjona e,ny ahasambatra ny gasy rehetra.
-tsy miasa,
-hafaka mandehandeha foana
-rehefa noana sy mila vola ,mabao lendrema "mangalatra"dia vita.
tena tafita e
-tsy miasa,
-hafaka mandehandeha foana
-rehefa noana sy mila vola ,mabao lendrema "mangalatra"dia vita.
tena tafita e
9. terrywui
(
26/12/2009 09:48)
tsy te halala
tsy te halala fa dadanareo no tena namotika ny firenena voalo !!!! dadanareo no nangalatra ny volampanjakana srehetra tao de nitsoaka , dadanareo no naniotsoka anity firenena ty anaty lavaka toy izao tsy te hahalala tsy te halala

10. ndotofetsy
(
26/12/2009 11:42)
tairo potehina izany rehefa hifamotika ihany de ela le mitapiwiwi no alefa sakafon i dijika volohany hon hon hon
:-D :-D :-D :-D :-D :-D
:-D :-D :-D :-D :-D :-D