www.sakakely.tk, azo iresahana politika koa

1. joharyjohary ( 23/12/2009 08:30)

www.sakakely.tk


mazotoa tompoko
répondu par falifenosoa le 24/12/2009 00:34
2. pikatti ( 23/12/2009 08:46)
Innn ty rajojo :lol:
3. maryline ( 23/12/2009 08:58)
Bonjour Pikatti sy joharymiverindroa , tena izy ve io ????
4. AndriambyII ( 23/12/2009 09:02)
"www.sakakely.tk "efa nandramana fa tsy misy n'inoninona !!
ity no tena izy "http://www.sakabeloha.com/"
:lol: :lol:
5. pikatti ( 23/12/2009 09:03)
mbola tsy mety lesy Billy a :lol:
mary :-* :-* :-*
6. pikatti ( 23/12/2009 09:05)
O leity Billy elah ihany nga joharyjohary klé :idea:
7. AndriambyII ( 23/12/2009 09:06)
An an an itsy zah io ka !!
8. maryline ( 23/12/2009 09:06)
:lol: :lol: :lol: efa tany zah fa misy biby mitorona manao fanenjika ao
9. pikatti ( 23/12/2009 09:09)
Aiza io mary omeo ahy hoe lr tena rohy ,
ok lesy Billy nataoko fa elah ary
10. maryline ( 23/12/2009 09:12)
pikatti:

Aiza io mary omeo ahy hoe lr tena rohy ,
ok lesy Billy nataoko fa elah ary



io adiresy io ambony io de miandrasa kely hoy izy " site toa mitady kil le izy kou :-* :-* mbola foza kely no mandadilady ao :lol: :lol: :lol:
11. pikatti ( 23/12/2009 09:48)
moov kay le izy , nisy blem mantsy izy io teo aloha teo (fonds de roulement) mahagaga ihany raha tsisy resaka politika ao :roll: :roll: :roll:
jamba ve ry zalahy ao tsy nisy nahita ny zava-niseho omaly iny klé :-D :-D :-D
12. terrywui ( 23/12/2009 12:02)
:-D :-D :-D :-D :-D site foza?misy biby kely mitorna ? f'angah ny TIM ko nivadika nitorna ko? ny TGV zany lasa nirifatra nandroso ndray ? merci TGV


TGV forever !

http://www.youtube.com/watch?v=Xnhsk9BdO_g


Noue le voalo mijoro miakanjo mena , de mirana le faharoa , de maryline ,sipagasy ,ifiona ..........tsara kosa alou le tenue nareo menamena reo ry reto kah !!

13. ndotofetsy ( 23/12/2009 15:18)
http://00.img.v4.skyrock.net/00d/speedy81/pics/92538831_small.jpg


hon hon hon
14. xxxw ( 23/12/2009 15:58)
http://www.tim-madagascar.org/forum/read.php?1,485089
site an-drazoam 8O 8O 8O
Mamely fozan-drawui wui :lol:
15. falifenosoa ( 24/12/2009 00:34)
Mba miarahaba ny tranainy aloha ry jojo vao miantso kil a :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.142