Mitady formation na ecole manomboka @ janvier/fevrier

1. toky8 ( 22/12/2009 23:40)
Manaona o!
Mila fanampiana aminareo ange azafady : nifarana tamin`ny novembre teo ny formation-ko eto france. Te hiasa eto france aho, ary efa mitady.
Mandrapahitako asa anefa dia te hanao formation aho, mba ahafahako manalava ny sejour-ko eto france (izay hifarana amin`ny mars)

Koa raha mba mahafantatra ecole ianareo, ka afaka anaovako inscription aminìzao fotoana izao, dia mba lazao ahy azafady. Formation maharitra herintaona raha mety. tsy mifidy toerana koa aho : n`aiza n`aiza eto france.

Ny fianarako dia mikasika ny hygiene alimentaire (master 2), fa ataoko daholo na tsy mifandraika amin io aza. ohatra : environnement, industries, informatiques, etc.

Mba ampio ange azafady e. Na lazao hevitra hafa raha mahita fomba hanalavana sejour ianareo.
répondu par xxx le 01/01/2010 11:44
2. xxx ( 23/12/2009 17:51)
Mandehana @ ireny greta na afpa ireny dia mangataha hanao formation. misy any @ misy anao raha grande ville
3. toky8 ( 30/12/2009 15:38)
Tena misaotra indrindra an`i xxx.
Isankarazany tokoa ny formations ao @ greta sy afpa ary misy an`io aty aminay. Fa ny tsy haiko dia hoe : afaka hanalavana ny sejour-ko ve ny inscription amin`ireo ? Juste hoe mandrapahitako stage no tena tanjoko.
Mba saika anontany koa : i xxx ve efa nanao an`izany sa mahalala olona efa nanao an`io ? Mba te haka toky ange azafady e. Asa raha mba afaka manoratra amiko ianao de ametrahako fanontaniana raha tsy madiso. Na izay olona hafa mety manan-kevitra momba an`io.

Hitako koa : ny formation à distance ao @ cned http://www.cned.fr/ . Sao mba misy gasy nanao an`io ka afaka nanalava ny sejour-ny na koa sendra problème ange azafady e ?

Dia misaotra antsika indrindra e

Mba ampio.
4. xxx ( 30/12/2009 19:28)
Tsy mipetraka any France aho fa misy ankizy haiko nanao io CNED io fa tsy neken-dry zareo hanalavana séjour ka sao lany vola eo fotsiny koa ianao. Tsy haiko indray ny resaka AFPA sy karazany fa za moa tsy any fa io à distance io no nisy nanao fantatro. Tsy mahay lalàna hafa azo atao za manokana fa raha misoratra anarana aminireny mandeha par semestre ireny - izy tsy université fa formation professionnelle dia miditra Janvier? Za tsy ilay xxx io ambony entre parenthèses fa mirary soa na zany hahita zay irina.
5. toky8 ( 01/01/2010 11:14)
Msotr betsak an'i xxx2. Niantso tany @ cned tko za, d kay ts manome certif de scolarité zareo. Pr info mantsy (sao mis mila), ny dosie ilain @ demand de prolongeT dia : certif de scolarité, pasipaoro, ancien titre de sejour, attestation de prise en charge, attestation d'hebergement, ary dernier relevé des notes.

Misotr hatrany, ary faly ra misy afak miresak momb an'le afpa sy greta.

farany dia tratry ny taona daholo. msotr @ fifanampiana
6. xxx ( 01/01/2010 11:44)
afpa sy greta formation profsionel io ,misy ao dahol sady agrée par l'etat,efa nanao tao aho saingy resaka batiment,3 a 1 ans durée ny formation ca depend
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1637