vavao marim-pototra
1. Raliet
(
21/12/2009 20:02)
kotrehina hatramin'izao ny fomba hisamborana ny Pdt isany Fetison RAKOTO ANDRIANIRINA, Mamy RAKOTOARIVELO. ary Mr Yves Aimé,ary dia henjehina ho isan'ireo hoe mpanakarama mpanamboatra baomba, akoatry ny tafika sy ny zandary anefa dia tsy mety hanatanteraka ny fisamborana ihany koa ny polisy.
Ary heno fa nisy famoahana fanamiana miaramila tao amin'ny capsat, fa dia ho sivily ampiakanjoana ireo fanamiana ireo no mety hahatanteraka izany, dahalo avy any amin_dry Pety sy Voninahits, ary ny jiolahim-boton'i Alain RAMAROSON.
Izay no vaovao , ka ho hitantsika eo ny ho fipetrany.
Fa na inon'inona hitranga ,efa efa ambavahoanan'ny fahafatesana ny TGV.

répondu par ndotofetsy le 22/12/2009 22:13
2. xxxw
(
21/12/2009 20:19)
Ny fis de PT no nilaiso 120millions ariary anà sonoa ,hanakaramana jiolahim-boto hanakorontana ny tolom-bahoaka radem 8O :oops:
3. milamm
(
21/12/2009 20:43)
sur sobika.com
8h26
3 militaires du FIS ( Forces d'intervention spéciales ) ont été arrétés apres avoir dérobé 180 millions d'ariary à un ressortissant chinois dans un hotel à Antaninareninahttp://nymarina.over-blog.org/,mitsikafona ny lainga marivo tototry lavanify

7. swann
(
22/12/2009 10:39)
ry heno fa nisy famoahana fanamiana miaramila tao amin'ny capsat, fa dia ho sivily ampiakanjoana ireo fanamiana ireo no mety hahatanteraka izany, dahalo avy any amin_dry Pety sy Voninahits, ary ny jiolahim-boton'i Alain RAMAROSON.ka laisany ary zany zao hihinan'ny merde ny ho samborina ko ambavahaona ahoana ary le ...!!
Izay no vaovao , ka ho hitantsika eo ny ho fipetrany.
Fa na inon'inona hitranga ,efa efa ambavahoanan'ny fahafatesana ny TGV.
-- natory tsara ve aloha batista halina e
8. TWING
(
22/12/2009 12:53)
8O mbola vô zay fotsiny ary ...
tsy aleo nijanona tany ivelany no nanao noely?
tsy aleo nijanona tany ivelany no nanao noely?
9. milamm
(
22/12/2009 15:50)
tsetsa2 tsy aritra aza adino na izany aza ny anarany minisitry tontolo iainana ,rano sy ny ala HAT-Mariot Jean Florent Rakotovao io le nanao sonia fahazahoandalana anondrana ireo hazo antsokosoko ao Sava $ 800,000 millions
10. fijo
(
22/12/2009 22:05)
kaly be koa ny an'ny HAT izany an,mandros tsara ny gasy rehefa voky ry zalahy ka
11. ndotofetsy
(
22/12/2009 22:13)
tsy aleo ve maka ery anjanamasina fa eny zao misy volontaire tsara
hon hon hon
bombo vinody =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
hon hon hon
bombo vinody =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))