manao AVC sahady tgv fa araraoty ry zalahy an

1. vitamatavy ( 21/12/2009 17:03)
Accident vasculaire cérébral=Albert vital camille na ny AVC hoy ny docteur izay ,mila araraotina @ io satria ho vitacamile ihany vitamatavy en fin e,dem1 c la revolution mila mehetsika isika zatovo
répondu par ndotofetsy le 22/12/2009 22:31
2. vitamatavy ( 21/12/2009 17:45)
lasa izao ,aiza ry pikatti ,ry fijo ,ry noue ,ry ifiona ,locl ,ry yuka,ry zoam
ry bekitana ,ry maryline,ry papoose,hery ,kidoro sy hoan'ireo izay tsy voatanisa manaraka ny ara dalana hampahery an'ireo mahery fontsika dem1
3. dadabe ( 21/12/2009 18:05)
4. vitamatavy ( 21/12/2009 18:23)
IZAO FE NO MBA FIHOMEZANA VITA SINONA LEU LEU
5. xxxw ( 21/12/2009 20:09)
Aleo atao minanenanan any kou iny bandy marary lavainy leuleu
6. swann ( 22/12/2009 10:36)
hatraùizao alou de vava sy taimbava no betsaka ny an'ny 3mvc sy ny TIM reraka fa ny action sy ny fahaizamanao zero....!!!! be taimbava otran'ny DADANY ihany reto kleliké....!!! tsisy atoko na ny kely aza ...! :evil: :evil: :evil:
7. fijo ( 22/12/2009 22:06)
aleo ho ita aloha ny valin'ny zavatra nisy rehetra de mikorana isika e
8. mitapiwui ( 22/12/2009 22:13)
maka tsy taitra e ,izao efa namboariny pety sy voninahitry ny afera tao tsimbazaza
9. ndotofetsy ( 22/12/2009 22:31)
AVC
ALIKA ny VAHOAKA izay tsy tia COMBINE

hon hon hon

=)) =)) =)) =)) =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3495