zafy albert

1. radomelina ( 20/12/2009 14:24)
mazava be zao ny tanjona katsahiny ny 3 mouvance dia ny adin,poko,zay ny profesora zafy no midradradra azy @zao hoe tairo ny ady antrano,izy dia tsy tia merina .ka ny teniko dia izao ny arivo lahy tsy matin,2em rfi ndray andro,na ny sadc an dadavalo,tsy maintsy mijoro antananarivo hanoana an,andry tgv.satria antananarivo no nifidy azy nametraka azy ho ben,tanana. ka ra matsapa tena ianao fa merina ,zanak,antananarivo dia tohany atraminy farany nytgv@zao izy filohan,hat izao satria adala zay tsy tia ny azy . (l)
répondu par ratahiana le 27/12/2009 15:01
2. locl ( 20/12/2009 16:02)
Mety no lazainy fa io olona sady mpanongampanjakana io ve mbola ho tambatambazana koa e
3. rajy ( 20/12/2009 17:46)
Tsy misy ankanavaka fa na merina na inona refa tsy mitana ny teny nataony de zero
izaho merina fa tsy pour an'io e!
4. Hinagasy ( 20/12/2009 23:44)
Ary ito ianao manenjika an'i Pr Zafy Albert koa no tena mandrangitra adimpoko eto koa!
Izany hoe tsy mety diso izany rehefa merina, satria merina i Andry Rajoelina dia na dia hitondra any andavaka aza dia hoe hiafio fa merina. Iza koa no hanohana izay olona mitondra an'i Gasikara any andavaka na inona na inona fiaviany, ary rehefa Malagasy dia mitovy daholo!
Ary aza fantra-panenjika olona hoe adim-poko raha mitovy ihany ny ataonareo e!
5. pelaka2000 ( 21/12/2009 05:04)
:* :* :*
6. ratahiana ( 27/12/2009 15:01)
Zafy ranga efa lany daty a! De mitady plasy koa mba hidefiena an'i Andry. N'inonona lazaina aloha dia tsy mety ny hataon'i Zafy e! ary nahoana moa izy tamin'ny andro nitondrany Ra8 ra nanaiky azy ho filoha? Kanefa ankehitriny inona no ataony tsy manohana an'i Ra8 iiiiiiiiiiiiiiiiiiiiii?!!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0537