ARAHABA TONGA VAHINY NY TIM O!de aok'izay ny ranomaso ary!

1. terrywui ( 19/12/2009 12:40)
De mba mifalifalia amzay moa rankizy TIM n'ny forum serasera fa tonga vahiny anie ! sady vahiny bedebe no tonga ao hinihinihihnohonohonoh avy any Maputapy hin hin hin !
--ho bebe ndray no hotsimponina tsirairay ampisotroina ato ho ato fa aleo alou tsy tabaina tsara de atao sarika ampandriana vao maraina ireny bebe mokony sy miseho milay taminy ireny ...!! hon hon hon
répondu par dadabe le 19/12/2009 17:59
2. terrywui ( 19/12/2009 13:49)
De mba mifalifalia amzay moa rankizy TIM n'ny forum serasera fa tonga vahiny anie ! sady vahiny bedebe no tonga ao hinihinihihnohonohonoh avy any Maputapy hin hin hin !



3. patrick2002 ( 19/12/2009 13:52)
zah aloha efa leo ra wui ah! tokony ho regler-na indray mandeha any ifreo dia vita kabary fa mba efa maika hijery ny fihasany TGV izay ,
Amin`izao ny zanaky dada efa mitsara sahady an`i TGV nefa mbola izy zanaky dada aza manakorotana sy manapoaka baomba etsy sy eroa . :cry: :cry:
4. dadabe ( 19/12/2009 17:59)
hahahahah :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1365