mivovoh ato dahol nefa mbola ny TGV ihany no favori alou zao

1. terrywui ( 19/12/2009 12:04)
Ny sasany be fanatenana , ny sasany mivovoh mankarenitsofina erak'izao forum rehetra izao , ny sasany mitomany midradradrardra mankaleo , ny sasany manozona fotsiny(miverina aminy) , ny sasany manome moral ny pokna , ny sasany mila ady........!


KANEFA .......


ny TGV ihany hatramzao alou no tena FAVORI be eto amin tanana fa resaka ny anareo no betsaka eeee

---elah ko rakidoro ....avertissement voalo ho anlah ty ....! fa ataoko mihinana ato ko elah raha mbola mivadik'adidoha eto ! milaza anlah ah zay ...!! :evil: :evil: :evil:
répondu par pelaka2000 le 20/12/2009 06:49
2. swann ( 19/12/2009 12:13)
rehefa hiditra ato amin'ny forum de fifaliana atao fa tsy vao ery ambaravarana defa ranomaso sy ozona no alefa ...! leo zahay ee!!

--Hitaraina kely any mpiandraikitra izahay hoe izay mivovoh mankarenitsofina sy izay be tomany sy be taraina lava ato de tokony avoaka teto fa mampalaina ny mpisera , tokony ho fifaliana sy fihobiana no hidirana eto hin hin hin hon hon hon holn h
3. Picsou ( 19/12/2009 13:50)
Tsy mampilamn ny fiainan tw angah ny tôtô?? toraho taolana izy de milamn. ary aza mora entim-po dangitra sao maty alohan'ny mpanao politika. Mpitazana isika izao, ry zalahy no mpilalao. Reveo milay fotsiny e, ary aza mivq lou. :-D :-D :-D :-D ;-) ;-)
4. terrywui ( 19/12/2009 13:52)
___picsou ____misy fotoana mampahatsara azy ny toto fa refa ho lava de aleo torahana hivoaka any izy ...!

rehefa hiditra ato amin'ny forum de fifaliana atao fa tsy vao ery ambaravarana defa ranomaso sy ozona no alefa ...! leo zahay ee!!

--Hitaraina kely any mpiandraikitra izahay hoe izay mivovoh mankarenitsofina sy izay be tomany sy be taraina lava ato de tokony avoaka teto fa mampalaina ny mpisera , tokony ho fifaliana sy fihobiana no hidirana eto hin hin hin hon hon hon holn h
5. patrick2002 ( 19/12/2009 13:55)
zao ny zanaky ry zalahy efa maty noho ny nataony kou paix a son ame aloha ,dia lazaina fa ny TGV no namono azy :cry: :cry:
Fantatrao fa marary fo ny zanakao koa inona no hanaovanao politika . :roll:
VIVE TGV
VIVE TGV.
6. dadabe ( 19/12/2009 18:16)
ouayy leuleu inn doly zany leu :roll:
7. pink ( 19/12/2009 23:04)
patrick2002:

zao ny zanaky ry zalahy efa maty noho ny nataony kou paix a son ame aloha ,dia lazaina fa ny TGV no namono azy :cry: :cry:
Fantatrao fa marary fo ny zanakao koa inona no hanaovanao politika . :roll:
VIVE TGV
VIVE TGV.



marary fo nohony rainy izy . mbola ho avy aminareo koa izany hoe mangidy ny alahelony malagasy
samy manana ny hiafarany ny zava-drehetra fa ny ao ambony no mandahatra izany
8. dadabe ( 19/12/2009 23:35)
kay leuleu ozona be zany an :roll:
9. pelaka2000 ( 20/12/2009 06:49)
mafy izany ry zalahy sady maharary no mahamenatra :^) :^) :^) :^) :^) :^)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1227