niandry vasoka teny andohalo i kotonandrasana

1. Toumba ( 17/12/2009 19:42)
araka ny filazan'i cemgam fopla sy kotonandra dia nampanatsoina teny andohalo ireo ireo miaramila nanao fanambarana ary tao @ toby ratsimandrava ny zandary ,tsy tonga anefa ry lerony ,niandry vasoka tao ny mpanao gazety maro.Izao rehetra izao no manambara fa tsy voabaikon'i cemgam intsony ny tafika,tsapa koa fa efa mifampiandriandry fotsiny sisa
répondu par fijo le 18/12/2009 20:35
2. dadabe ( 17/12/2009 20:41)
kozy ve leuleu :roll:
3. fijo ( 17/12/2009 20:45)
vaovao taiza io le
4. Toumba ( 17/12/2009 20:47)
t@ radio any dago e,any io malaza be tsy tonga ireo rasil nampanatsoina ,niandry vazoka teo fotsiny nefa efa betsaka ny mpanao gazety niandry
5. fijo ( 17/12/2009 20:53)
gay gay gay,de hoavy izany ry sarla kely sa haoan le??????hummmm
6. Toumba ( 17/12/2009 21:06)
efa nilaza ireo officiers ireo fa mila tonga eto antanindrazana ireo 3mouvance ary ry zareo ireo no hiambina azy,marihana fa dem1 no ho tonga ny delegasion avy any maputo ,samy miandry isika
7. fijo ( 17/12/2009 21:08)
hayyyyyyy hisy raha ao raha marina tokoa izany kle.
8. Toumba ( 17/12/2009 22:36)
Affrontement. Il convient de noter qu’il y a eu un affrontement entre ces Colonels de l’Armée malagasy et de la Gendarmerie nationale avec l’équipe de la Force d’Intervention Spéciale (FIS), dirigée par les Lieutenants-colonels Charles Andrianasoavina et Lylison René hier soir du côté de 67 ha. Il a fallu l’intervention du CEMGAM et du Commandant de la Gendarmerie nationale, le Général Razafindrakoto Bruno pour régler cet affrontement musclé entre éléments des Forces de l’ordre. Par ailleurs, une source proche des Forces armées nous a expliqué qu’ « une faction de l’armée, pro-Ravalo, a multiplié des réunions secrètes ces derniers temps ». Et de citer comme exemple la réunion qui a eu lieu le week-end dernier à Itaosy. Pour l’instant, aucune information n’a été divulguée à propos de ces rencontres.
9. AndriambyII ( 17/12/2009 22:36)
Toumba:

efa nilaza ireo officiers ireo fa mila tonga eto antanindrazana ireo 3mouvance ary ry zareo ireo no hiambina azy,marihana fa dem1 no ho tonga ny delegasion avy any maputo ,samy miandry isika

Les gladiateurs du temp moderne quoi !! et les autres ce sont des pom pom boys alors , lol !!

10. Toumba ( 17/12/2009 22:51)
tsy miarahaba akory ry antsimbilina vao miditra ;-) ;-) ;-)
11. AndriambyII ( 17/12/2009 23:19)
Salutation pointue à Toumba diakite illustre rival de Claude pivi , et de Dadis Camara !! ary mba soraty tsara aloha ilay ps fa tsy mety koa anie ny ataonareo é !! manjary tsy mampazoto miresaka !! izay fa dia ahoana izany ny mety hataon-dry zalahy ao @ etat major ao ra dem araky ra-Toumba raha ohatra ka misy intimidation ataon-dry zalahy avy ao @ RFI sy ny CAPSAT, ary ny FIS , sy ny sasany tsy voatonona ??
12. fijo ( 17/12/2009 23:40)
le bodega ,toa avy dia nesorina tamin'ny andraikiny.fa le rasily no tsy hay izay niafarany.
13. Toumba ( 17/12/2009 23:46)
aleo ho amboariny ry lerony araka ny fanaovana azy ao i andry kely lavasanga e
14. kidoropamba ( 18/12/2009 08:31)
Raha ny renseignement azo hatramin'izao aloha dia mbola miaramilan-dra8 iny nanao fanambarana iny. Ny miombon-kevitra @ Ratsiraka sy ireo izay manohana ny fisianan'ny reconciliation nationale ka miaraka @ Zafy dia mbola tsy niseho vatana. Miandry ny fiverenan'ny delegasiona ve? Mbola tsy fantatra. Fa efa mandeha tsara ny fifanarahana amin'izy telo tonta hanoherana ny jadon'ny lafrantsa (efa lafrantsa mantsy fa tsy i zandry kely intsony satria i leity dia tena lalaovin'ny menasofina).

Ny zavatra misy kosa aloha dia tsy voafehin'ny André sy Noel ny ekipa mitam-basy e. Fa mbola sarotra amin'ny miaramila no manao aksion raha toa ka tsy tafa-petraka tsara ny fifanrahana amin'ny fitondran'ireo mpanao politika ny "après aksion", mba tsy hiverenan'ny toy izao ataon'ny zandry kely sy sarla, ary lilison izao satria mety ahatsiravina ny valifaty ka handoza.

Ny olana kely koa dia ity lafrantsa izay tena nametraka "miaramila frantsay" ao @ renseignement ary manaparitaka espion be dia be ao madagasikara ao ka mila fitandremana daholo ny zavatra rehetra.

Farany tadidio fa miady amin'ny lafrantsa isika izao, fa i zandry kely no "sarin'ny lafrantsa" hamitahana ny mpifoka maolin'ny fijalina sy fahantrana.
15. harybe ( 18/12/2009 11:28)
iza ity andré sy noel ry kidoro?
dia ahoana ny fijerin'i kidoro ity fitondrana vaovao ity satria i kidoro mantsy dia tena anisany nafanf fo tamin'ny fandakana an'i ingahy ravalo teo?
16. dadabe ( 18/12/2009 13:08)
raha tsy mahay ny sekiret militaire ry zalahy dia aleo tsy miditra @ kilaoty tery a...io no efa naha voa an'i ra8 ..nampidirin'i rasily taoanaty kilaoty tery dia nitsofoka, zao mody hanao vazaha mody miady reo rasily reo fa misy FIKA be ndray ao
17. AndriambyII ( 18/12/2009 14:01)
Toa sarotra izany mifanambotra ampitoerana izany koa !! tsy ho aiza tsinona fa dia ao Mada foana no hifaharana rahatrizay , mbola misy foana ve ireo tsy mahatana izany fepetra izany ??
18. terrywui ( 18/12/2009 15:24)
moramora ihany amin'i rakidoro fa nampodina daholo mantsy ny pokna teny Alakamisy-Anjanamasina amin'izao fety izao ka miparitaka eran'ny tanana ry lerony ....! sokafy tsara ny les yeux...! 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O
19. pikatti ( 18/12/2009 17:38)
Ny zavatra misy kosa aloha dia tsy voafehin'ny André sy Noel ny ekipa mitam-basy e.

Efa betsaka ny feo heno etsy sy eroa fa saingy ireny fiantsoana @ mpanao gazety ireny no tazantsika , salosalorana isan'andro hoe iray ny foloalindahy fa raha ny tena marina dia efa mizara , io aksiô io sisa no handrasana ka aiza nareo rasily sasany fa peho any io de basta
20. fijo ( 18/12/2009 20:35)
tsy iray izany intsony ireo,ary efa haindry noely kely izany.izao ry roger avy dia naro ny tonga teny ivato,ngah anisy tazana ry sarla kely sy ry lelison
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1372