Rovitra ny palitaon'i Hajo Andrianainarivelo

1. rabaradaka ( 11/12/2009 07:21)
Rehefa manao politika dia mila calme fa tsy mitrotra be toa an'ny dadatoa Hajo Ministre de l'aménagement du territoire. Be loatra koa ny aferany dia miaro ny sezany izy fa efa eo ampototry ny eny Antanimora ny tongony. Dia izao rey olona : tezitra sady nampiakapeo i Hajo dia voarirotry ny latabatra ilay palitao novidina 450 Euro any France dia rovitra. Ha, ha, ha ireny no FranceAfrique sy mpilelaka an'i Andry TGV. Tandremo ity : tsy azo atao ny manonona hoe Andry Rajoelina Filohan'ny tetezamita, tandremo fa izay tratra hono samborin'i dadatoa Hajo fa ny filaza azy dia hoe : Andry TGV fotsiny.
Zay ry dadatoa fa mbola ho ela izy ity. Ny solution nomen-drabaradaka tamin'ny 4 mouvances dia hoe : sambory i Andry TGV, Charles, Lylison dia hilamina i Gasikara. Ny conditions manaraka dia izao : tsy mody ny dadanareo sy dadatoa Deba fa aleo manao vacances à vie any ivelany. Zay an !
répondu par ndotofetsi le 11/12/2009 17:30
2. saranga ( 11/12/2009 07:41)
Marina ve fa hoe lasa adala ary naterina eny Anjanamasina izany Hajo ministre izany ? Mba mila valiny fa ananako vola be mantsy izy iny ka sao mody adala dia hialany ny volako. Ampio aho e !
3. ndotofetsi ( 11/12/2009 17:30)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1282