Après Maputo 3, Madagascar est-il en état de siège ?

1. esserra ( 09/12/2009 18:44)
Fivoriambe notarihin'i Andry Rajoelina teny Ambohitsirohitra omaly niaraka t@ ireo miaramila isan-tsokajiny
Mahalala tsara ny fanaony ihany ny mpanao coup d'état ,tena nilaina tokoa ve izany?
répondu par xxxw le 10/12/2009 18:03
2. kidoropamba ( 09/12/2009 19:20)
Fa aharitra hoviana moa izany miaramila izanye? Miaramilan'ny Andry ange io fa tsy miaramila gasy e? F'angaha efa nanao "dernier mot" ingahy Ratsiraka? F'angaha efa nipirina ingahy le8 sy ny miaramilany? F'angaha efa nangina ireo "officier côtiers" izay manohana an'i Zafy?

Aza mora taitaitra hoa fa erera giravy iny nataon'ny TGV iny. Tena erera be é.

Izao aho vao tena manahy be sao dia lasa "Dadis Camara Gasy" lery marina é.
3. esserra ( 09/12/2009 20:25)
Dia mitohy ihany ny ekipa nandredrika fa tsisy ovaina hoy ty rangahy tsy vory saina ity
http://www.tananews.com/2009/12/apres-maputo-3-madagascar-est-il-en-etat-de-siege/
4. xxxw ( 10/12/2009 18:03)
Izao aho vao tena manahy be sao dia lasa "Dadis Camara Gasy" lery marina é.
:-D :-D :-D :-* :-* :-* :* :* :* (l) (l) (l) (l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.5506