Haute trahison???

1. pikatti ( 09/12/2009 15:06)
Comment vont-elles pouvoir rentrer au pays ? Serait-ce l’exil forcé pour les délégations qui ont participé à Maputo III ? ou seront-elles accueillies ce mercredi 9 décembre 2009 par des mandats d’arrét ?
répondu par fijo le 10/12/2009 20:11
2. pikatti ( 09/12/2009 15:11)
L’amiral Hyppolite Ramaroson,
Le général de brigade André Ndriarijoano, chef d’Etat-major général de l’armée malagasy (CEMGAM)
Toa rasily daholo no mety hanolo an'i Mangalaza , raharaha ty tgv tsisy frein ty hoa
3. esserra ( 09/12/2009 15:19)
Andry Rajoelina
«C’est un coup d’État»
Mais à ce rythme, les sanctions internationales vont tomber.
Je ne suis plus le seul responsable.
Izany valin-tenyizany dia midika mazava fa efa ela no tsapany fa tsy mendrika ny ho filoha intsony ny tenany
4. ifiona ( 09/12/2009 15:23)
non mais quel..... ce TGV!


:twisted:
5. MRifiona ( 09/12/2009 16:10)
Ifiona :* :* Une déclaration officielle d’Andry Rajoelina est attendue dans la soirée, à propos des affaires nationales et surtout du blocage des 3 mouvances à Maputo.
Ary aiza i vatofototra sa voasakana any ho any :lol:
6. Robie ( 09/12/2009 16:18)
Andry Rajoelina
«C’est un coup d’État»

Ridicule , ny mpanongana mitomany voahongana sahady nefa mbola ho aiza izy ty e :roll:
7. gassmilay ( 09/12/2009 17:44)
Mais ce qui fait enrager ce cher lapinou, et qu’une réunion s’est tenu sans lui, et que les médiateurs ont acceptés ce fait, comme s’il ne comptait pas quoi. Eh oui, c’est difficile pour un tel ego de comprendre qu’il n’est pas le centre du monde, et que chacun essai d’avancer à sa manière. Des rumeurs ont également prétendus que les 3 mouvances avaient obtenues la reconnaissance internationale pour leurs propositions, et cela était inacceptable pour Andry Rajoelina. Dire qu’il a fait le chemin jusqu’à New York pour l’obtenir, et qu’il n’a eu que les quolibets du monde entier !
8. harybe ( 09/12/2009 18:01)
inona no gravy? haute trahison sa coup d'etat?
9. esserra ( 09/12/2009 18:35)
Le gouvernement sera nommé par décret - 9 décembre
Le gouvernement sera nommé par décret présidentiel a rappelé Andry Rajoelina lors de sa conférence de presse. Il a rappelé qu’il est chef de l’Etat et chef de l’exécutif.
Mamamantana any an-kady ihany ny zotran'ilay masinina TGV
10. kidoropamba ( 09/12/2009 19:17)
Tokony dinihin-drajoelina ny sazy ahazo azy nanakana ireny olona ireny. F'angaha "haute trahison" izany dia azo foromporonona tahaka io. Adinony, tsy hainy ve fa nahazo "fanasàna" ange ireo olona ireo fa tsy nitsipatsipaka nandeha tany e. Tsy hainy, adinony (noho ny anjambany) fa ny communauté internationale sy ny vahoaka ange no indray arapany amin'izao adalany izao ka mbola mihevitra ho "raola" foana izany lery?

Moramora ihany letsy à. Rehefa tsy zaka letsy ajanony fa midikizo amin'ny tsy antony eo elah.

Tena nandevin-tena hoa isika ka mankarary fo mihitsy e. Izahay mba efa niandrahandra famahana olana kay dia vao maika nahitsoky nedala any anatin'ny kibon'ny tany ny vahoaka malagasy.

Tadidiko tsara ilay hiran'ny Rossy hoe: "Io ary ilay nolazaiko anao tonton, tsy mamely é, tsy mamely ary tena tsy mamely"...
11. patrick2002 ( 09/12/2009 19:43)
vive TGV
vive TGV
mitady hanao coup d`Etat constitutionnel ireto anti-dahy 3 lahy izay efa nalohany vahoaka .
Raiso ny adidy hita eto izay manana vahoaka na ianareo teo @ MAGRO na izahay teny @ 13 mai
vive tgv ,vive tgv
12. kidoropamba ( 09/12/2009 19:47)
Aleo hobiana @ Vive TGV faramaparany sao dia tratrin'ny aloka eo indray.
Inona no mba "fierté" hanan'izany TANORA mamely antitra izany? Tsssssssss!!!!!!!Mamely amin'ny hozatra io fa tsy @ toetsaina an. Tssss!

Ndao ventesina ny Viva TGV fa ho tonga ny fotoana hitomaniana io fandevenan-tena nataon'ny TGV io.
13. esserra ( 09/12/2009 20:36)
Inona no mba "fierté" hanan'izany TANORA mamely antitra izany

Ny fanajana RAD izany dia anisan'ny fahendrena Malagasy na @ inona io fa tsy fomba fitadiavana vahaolana mihitsy ny tahak'izao fomba izao akory
14. fijo ( 09/12/2009 20:57)
efa tena hivadika ny raharaha,ny mampalahelo,dia i andry no tena izanka iznay rehetra izany,nefa ry ramaroson sy ratsirahonana no tena tompon'ny tetika
15. xxxw ( 09/12/2009 21:02)
Samy mpiray tsikombakomba ao daholo ry zalahy reo , ny iray moa hitan-dry zalahy fa mitomany ho prez lava iny dia nojonony @ basin'ariary fito ry lerony ndray manaraotra afera maizina bois de roses ..........
16. fijo ( 09/12/2009 21:05)
ka ry zalahyanie izao hisintaka moramora,fa le zazakely no hizaka ny tsy tratry ny aina eo e
17. patrick2002 ( 10/12/2009 02:06)
:lol: :lol: :lol: dia ho hitantsika eo izany ,io ny frantsau fa efa mivadika manameloka ny fanaovantsonia t@ 8 dec fa mivoaka ny accord ny Maputo hono :-D :-D :-D ary mampiantso GIC haut niveau, :-D :-D :-D tsy haiko bas niveau izany ry Chissano , fa ny OUA no haut niveau ,
18. andevo ( 10/12/2009 02:24)
tsy haiko bas niveau izany ry Chissano , fa ny OUA no haut niveau
laha tsa hay da ambilao avao
19. terrywui ( 10/12/2009 12:22)
Tena ho betsaka ny mpanongam-panjakana ho kobo fa miandry ny fiverenany sy ny fihaikeny sisa de misotro daholo ireo ...! :evil: :oops: :lol: :lol: :evil:
20. pikatti ( 10/12/2009 19:33)
Tsy henon'elah ve rawix fa ny rasily tsy te halala zay ady politikan'elah zany e, vita zay hoy ry zalahy ny fanaovana anay ho fitaovana fiakarana fotsiny, kivy be i bitrovoala ao klé, notambazan' nedala PM sy ministera samihafa ndray :-D :-D :-D :-D tena ny toeran'ny bitrovoalavo no hisôty raha mitohy ty lanonana ty kôzy é :-D :-D :twisted:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0561