Paika vaovao

1. esserra ( 08/12/2009 14:18)
Eto Dago indray, heno siosio fa misy manakarama « gros bras » indray any ho any, hanao inona ? toa hoe mikonokonona korontana sy ady an-trano dia amin’izay hihetsika indray ireo andiana miaramila mpikomy hanangana « directoire militaire » ary efa fantatra ny anaran’izay manamboninahitra hitondra eo, ho hitantsika eo indray ny tohiny fa ny tsapa dia efa « mihozongozona ny sezan’ialahy » dia tadiavina daholo izay rehetra mety hitazonana izany amin’ny fomba rehetra

Mitady paika vaovao foana Rajoelina fa ho aiza eo io no hiafarany :?:
répondu par esserra le 09/12/2009 15:23
2. Rajakoo ( 08/12/2009 14:30)
Ministres de la Justice, de l’Energie et des Mines
Ao no tena atahorany mafy , betsaka koa mantsy ry zalahy ao , ary efa vao nisy nampidirna tao koa ny fianakaviany akaiky
AO RAHA :idea: :idea: :idea:
3. pikatti ( 08/12/2009 14:45)

http://www.gazetiko.mg/gazetiko/index.php?option=com_content&task=view&id=8944

Miatakataka ny rasily zany ry zalahy ,misy zavatra marina ty
4. AndriambyII ( 08/12/2009 15:43)
::::::::>"misy manakarama « gros bras » indray any ho any"
:?: :?: iza avy ??
5. vitamatavy ( 08/12/2009 19:24)
izany ve dia vao2,efa vonona ny gal Ramarosaona sy col pety,ary ny commanant voninahitsy @ io raharaha manga io
6. fijo ( 08/12/2009 20:48)
ireny olona ireny mila amboarina tsara ny aminy fa tena tsy misy saina mihintsy
7. papala ( 09/12/2009 10:17)
ny MALAGASY MIHINTSY NO toa kamo mihetsika! satria raha jerena ireo olona ireo dia tokony tsy hiditra @ fitondrana ny Madagasikara intsony. oh amin'ireto lisitra ireto dia olona tsy tokony ho ao @ fitondrana INTSONY MIHINTSY:
taranaka : - TSIRANANA
- RATSIRAKA
- RESAMPA
- ANDRIAMANJATO (RICHARD)
- RAMAROSAONA (ALAIN)
mbola be dia be fa tena MPAMOTIKA FIRENENA, TIA TENA TSY MANJARY.
8. esserra ( 09/12/2009 15:23)
Paika vaovao e, io fanakanana ny avy any Maputo tsy hiditra io zao no paika ao, ny olana anefa dia ny miaramilana no hataon-dry zalahy tgv antoka saingy ny RFI miaramila tsy momba azy velively, ao raha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.089