MISY VAHINY MANAKAJA TSIAFAX SY ANTANIMOX AM MERCREDI
1. terrywui
(
08/12/2009 11:15)
Ze miditra voalo avy any Maputo any ka hoe nananganangana gouvernemanta FOPLA avy any ka entinketina hanakorotanam-bahoaka eto dia miandry azy ny barre vy , ka izay no ataoko hoe vao manaonao foana manao be didoha sy be marenina sy miseho milay ireto 3mouv ireto anio de hanao bonané any antranon'izama any (tsyzama91) an ...! fa zama barreaux ...!! ka miandry zahay e..! sady mangatsiaka letsy pikatti eto Ivato eto kléé ..!! ela nojereko teto omaly tsy itako akory ..!! nefa elah milaza ho avy eto ..!
répondu par vitamatavy le 08/12/2009 19:19
2. nanjakely
(
08/12/2009 11:41)
efa misy anarana vitsivitsy fa tsy izy rehetra tany maputo no samborina eo IVATO kah :roll: :roll: :lol:
3. pikatti
(
08/12/2009 13:13)
Hoe tsy mahazo miditra kay bala rora ,ary le ry zalahy milaza be sandry teny tsy mahalala n'inon'inona akory ,kobonay tery @ tour de contrôle,voafinty ndray ry rajako isany lé :-D :-D :-D ,efa voaray tato daholo ny sarin'ireo bandy reo ary anisan'izany le nitsaho fa nisy saika hitifitra i kelifingotra
4. vitamatavy
(
08/12/2009 19:19)
dia lasa fanaovana vageance izany sisa izay mahazo ny fitondrana fa tsy misy intsony ny fijerena ny problem ny madinika toy ny resaka agoa sy ireo very asa ny vidim piainana midangana be ny kolikoly,raha izaho mihitsy ra8 dia miala aho ,ary tsy hanao opposition izany fa miketrika ny hanao coup d'etat,de toute façon tsy ho reconnu izany io io fitondrana nangalarina io,ary raha mbola i tgv io eo tsy ho faha telo @ farany intsony ny barea @ classement fifa novembre2009 fa ho gidana mihitsy, :-D :-D :-D
aiza ka ny classement ny gasy faha folo @ firenena faran'izay mahantra,ny resaka kolikoly vao maika nihabetsaka ,ny resaka liberte ny fanaovan gazety moa dia tsy lazaina intsony f'efa nivoaka ny liste classement
raha hambara @ teny trotra dia vao maika hikoroso fahana ny vahoaka madinika,ny mahantra miha mahantra,ny mana karena miha manankarena(ireo @ fitondrana).