« gros bras » VS EMMOREG et le RFI

1. esserra ( 07/12/2009 10:38)
Ka ho hita eto mantsy ry zalahy nilaza fa tsy mahazo miditra Madagasikara intsony ireny nandray anjara tany @ Maputo3 ity, sa mbola bala rora ndray koa iny :?: :roll:
répondu par fijo le 08/12/2009 21:32
2. pikatti ( 07/12/2009 10:54)
resaka fotsiny dadatoa , fikana foza reny mody mandrahoan kely reny ,ho aiza eo anefa , tsisy fika tsy maintsy mila ny mouvances reo nedala na tiany io na tsy tiany
3. terrywui ( 07/12/2009 11:00)
tena be konetak ty bandy ty kah ..! aona ao le fika ! tezitr b ao le bainnn lty a!
4. pikatti ( 07/12/2009 11:08)
k(iny efa voalazako anelah iny le fika , tsy arak'elah foana ve le morsa kle, rabatista aza ty efa kôpy
5. antimpanahy ( 07/12/2009 11:57)
TSY AFAKA MORAMORA ETO ELAH RAPIQUE RAHA MISY MINANANKA BE EO FA ELAH NO TOMPON NY TENY REHETRA NALEFA TETO A ....SAO DE HIALANGALANA EO NDRAY ELAH .FA TONGA DE ATSOIKO RA BATISTA HANAZAVA AZY ETO A HIN HIN HIN HI HON HON HON
6. terrywui ( 07/12/2009 12:11)
Rabatista lety otran oul voan'ny surmenage angah leiny sa ahoana fa manjavona lava io nedala ..!!! sa ve lery ireo PS vaovao bobaka be ireo e .??? possible !!
--fa elah no tsy afamaina amin mpisera ato alou rapique satri elah daholo no tompon'ny hevitra rehetra nalefa fa za mpanoratr fotsiny aaa !! sao manko elah de hialahiala maina eo fotsiny avy eo .!!
7. pikatti ( 07/12/2009 12:25)
soloy paika hafa lesy fa ty antimpanahin'elah ty efa tsy ao ntsony a resaka angano zany ary @ dinika fampatoriana zazakely ary no alefaso
:-D :-D :-D
Aleo klou hiandry an-dry zalahy avy any Maputo3
8. terrywui ( 07/12/2009 13:34)
Pikatti = antimpanahy tomponkevitra sy sopapa , terrywui= nanoratra fotsiny
9. hery ( 07/12/2009 15:39)
Mivoaka ny sujet foana ry terrywui dia rehefa sakanana dia lazaina fa TIM ny serasera tssss.
10. AndriambyII ( 07/12/2009 17:43)
terrywui:

Pikatti = antimpanahy tomponkevitra sy sopapa , terrywui= nanoratra fotsiny


Tena be loatra ny fijijina bôlina eto !!!
:lol: :lol:
11. esserra ( 07/12/2009 19:55)
Des sanctions individuelles seront prises en cas de non respect des engagements pris à Maputo et à Addis Abeba; telles sont les décisions prises par l'assemblée parlementaire paritaire UE-ACP lors d'une réunion à Luanda (Angola)

Miantoka daholo ndray zany reny vola azon-dry zalahy HAT t@ io bois de roses io,bloqué daholo ny ao @ banky Société Génerale
aïe aïe aïe
12. ramosekely ( 07/12/2009 20:35)
raha mbola ao la france dia tsy maintsy izao foana io ry zareo an
13. fijo ( 08/12/2009 21:32)
ndao ahongana sarkox ary e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.4064