resin'ny tgv daholo
1. bazylou
(
04/12/2009 18:57)
le anty dahytsy manakatao rehetra ireo. VIVE TGV,VIVE TGV ny asa ihany no ady eo e, rehefa tsy hiasa fa hisaosy fotsiny dia miala, miala miala. :-P :-P :-P :-P
répondu par terrywui le 07/12/2009 10:41
4. badoboys
(
04/12/2009 23:06)
Prezy tsy an'asa Ministra tsy an'asa fa misôsy vraky :arrow:
Trano daba piscine sipa bois de rose basy von'olona vakitrano gadragadraina loto tsy loto lafo ny fiainana tena simba tena vitamatavy marina mafy :!:
Milay e! Mitokana ny zavabitan'ny filoha hajaina RAVALOMANANA sisa ty no azo jerena tssssss
5. Mirananirina
(
05/12/2009 11:33)
Samy tsy mahavita azy daholo rabazylou,fa tokony hiala daholo na ny lehibe na ny tanora.Aleo hoentin'ny ankizy indray jerena :) tsisy mpanakora intsony amin'izay.
6. bazylou
(
06/12/2009 16:28)
ie, dia aleo ankizy mpivarotra anana na mofo gasy indray no atao eo sa ahona mirananirina, :-D :-D :-D :-D
7. papala
(
07/12/2009 10:07)
NA MPIvarotra anana na mofo gasy samy hanina mahavoky ny GASY DAHOLO ZANY RY ANONA! :D :o :o :o :o :lol: :lol: :lol:
