TSY MIRAHARAHA

1. TEGEVE ( 03/12/2009 23:15)
Anaka isany,
Efa voalazako ombieny ombieny fa tsy handany vola ho any Maputo izany izay folo mianadahy fa kosa aleonay mankany Copenhague, Danemark où se déroulera le sommet de l’ONU sur le climat, du 07 au 18 Décembre 2009.
Aleonay mihinana saumon fumé e, eo nareo sy ny tranonareo
=)) =)) =))
répondu par badoboys le 04/12/2009 22:50
2. wiwiwi ( 03/12/2009 23:34)
Mankanesa any raha tsy daka voudy ndray no raisina , :^) :^)
3. Rajakoo ( 03/12/2009 23:52)
Mankanesa any raha tsy daka voudy ndray no raisina

Henatra hoan'ny Mlagasy foan isakin'ny mivoaka io zazakely io,araraoty raha vao mivoaka eo ary aza avela miverina
4. Robie ( 04/12/2009 00:49)
Aleonay mihinana saumon fumé e, eo nareo sy ny tranonareo

Izany toe-tsaina,tsy handroso ny Mlagasy raha izao foana no mitohy ,tsy lafo kokoa ve ny mankany Danemark nefa io ihany no tsy nankanesana tany Maputo :-w ?
5. milamm ( 04/12/2009 01:50)
http://www.rfi.fr/actuen/articles/110/article_2874.asp
efa nisy ny sava ranon'ando nahitana olona 3 avy @ Ravalomanana sy lavanify alohan'zany maputo zany t@ alarobia teo zay i A.Joyandet no nikarakara izany ary namoaka t@ reo mpanao gazety ny tsiliantsofina tao @ rfi ,tatitra avy @ champeaux «He told the press yesterday, that the President Marc Ravalomanana, had agreed to give up on plans to arrest ex-Mayor Andry Rajoelina […] and Rajoelina gave up on plans to organise marches on ministries,» .
>
saode tsy azony le manoratra lohahevitra fa 3 anie ny filoha miara asaina @ zany araky ny fifanarahana addis abeba farany teo ka ao anatiny ko i mangalaza,fetison raha tonga ny fanasana @ io fikaonandohampirenena any copenhagen io
6. rabaradaka ( 04/12/2009 06:58)
Dadatoa izany Andry Rajoelina izany tsy ho voarakitra anaty tantaran'ity firenena ity mihitsy satria jiolahim-boto.
7. gabidemony ( 04/12/2009 07:11)
AIZA IREO MAHERIFON'TGV ? JEREO IZY IO ....
EFA VOALAZAKO TANY ALOHA FA TS MENDRIKA AN'TGV SY RAVALO ARY IREO
BEKOTRO MARO OLATRA NY FITONDRANA RA TINA HANDROSO....

IO IZY IO...
8. patrick2002 ( 04/12/2009 13:10)
Tsy ny vola handehanana an`i Maputo no tsy misy ,fa hita fa mapitohana ilay Maputo ,efa hita fa coup d`Etat institutionnel no hatao any Maputo, hanalana an`i Andry TGV .
Ka haleo tsy mandeha .
VIVE TGV.
9. pikatti ( 04/12/2009 14:16)
Anaka isany,
Efa voalazako ombieny ombieny fa tsy handany vola ho any Maputo izany izay folo mianadahy fa kosa aleonay mankany Copenhague, Danemark où se déroulera le sommet de l’ONU sur le climat, du 07 au 18 Décembre 2009.
Aleonay mihinana saumon fumé e, eo nareo sy ny tranonareo

Ary tena mino aho fa tena zany no resak'ireo tgv reo ao zao , sady Danemark mbola tsy hitany de aleony mitsangatsanga makany , raha tsy invitation fopla ndray koa no ho azon'nedala :-D :-D
10. bazylou ( 04/12/2009 19:03)
vive tgv, ny asa i hnay no ady eo e, :-P :-P :-P :-P :-P
11. badoboys ( 04/12/2009 22:50)
Misy minàna koa ato zany leuleu :-$ :-w
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0648