inona marina no tanjona é!

1. Djhamhal ( 03/12/2009 12:46)
Tsy dia mpanokatra dinika eto loatra aho fa amin'zao toe-draharaha eto amin'ny firenena izao dia tsy mety ny feon'ny fieritreretako raha tsy hanoratra kely aho ! ny antso avo ataoko dia ny famahana ny krizy izay efa halohalika eto amin'ny firenena izao ! ary mitodika indrindra amin'izy 4 dahy mianaka izay tomponandraikitra amin'zao zava-mitranga izao ! jereo re ny vahoaka fa tena mijaly sy sahirana é! raha mbola gasy ra ihany ianareo dia jereo re fa miha -mikorosy fahana tanteraka ny vahoaka malagasy ! iaraha-mahita angamba fa firy moa izay nyorinasa sy zone franche sy ny ong ary ny organisme international nikatona hatramin'zao ? ary ny mbola hikatona ihany koa atsy ho atsy ? dia ho aiza ireo olona ireo nefa anie ka olona mamelom-bady amanjanaka hoatranareo ireo é! dia ho sanatria ve ka olona 4 no hampitondra ny mangidy ho an'ny malagasy 18 000 000 ! ialako tsiny aloha fa 4 hoy aho satria ianareo ireo izao no ray amandrenin'ny vahoaka malagasy ! fa tsy nisy navahako sy nahiliko miitsy ! ary tsy fotoanan'ny fifanomezantsiny sy fifanenjehana intsony izao , fa fitadiavana vaha olana ! Misaotra anareo sahady ho amin'ny fitsinjovana ny vahoaka Malagasy !!
répondu par fijo le 03/12/2009 20:38
2. kiidoropamba ( 03/12/2009 12:56)
ialako tsiny aloha fa 4 hoy aho satria ianareo ireo izao no ray amandrenin'ny vahoaka malagasy ! fa tsy nisy navahako sy nahiliko miitsy

non non et non , misy tena be doika ao fa sokafo tsara ny masonao , dia tsy iza fa i Andry Rajoelina izay efa voambaranao ireo avokoa ny zava-doza vitany sy izay mbola ho kasainy hatao tompoko
3. pikatti ( 03/12/2009 13:09)
non non et non , misy tena be doika ao fa sokafo tsara ny masonao , dia tsy iza fa i Andry Rajoelina izay efa voambaranao ireo avokoa ny zava-doza vitany sy izay mbola ho kasainy hatao tompoko

nahoana no mbola midongy hidaty vahaolana any Mputo nefa refa hoe France dia nekeny :idea: :?:
4. milamm ( 03/12/2009 13:22)
slt Dhja mankasitraka ny voalaza ary ialako tsiny raha ho feheziko @ ny teny fihavanana araky ny hevitro manokana,famerenana tanteraka ireo soa toavina izay mizara roa @ fototra niorenany maha-olompirenena Malagasy
-fitiavan-tanindrazana
-firaisankina
-fitsinjovana ny hafa sy fanajana ny rafi-dalana ara-mpiarahamonina
ny toetsaina no mampahantra firenentsika satria banga ireo faka ifaharany fiarahamonina ,na ho ela na ho haingana de dingana mila tratrarina eo @ fivoarany rafimpisainana Malagasy hiatrika ny ho aviny izany(io ilay maha-izy antsika Malagasy ka hahaleo tena ara-tsaina aloha tsy ho baikony hafa lava izao) ny mpitondra no tompon'andraikitra voalohany na ireo mpitarika izay no antony nanomezany Dhja tsindry sofina eto,mitana fanalahidy lehibe izy ireo @ zany ezaka izany
5. kidoropamba ( 03/12/2009 13:39)
Saika tapaka ny lalandra-ko san'à: nahita an'ilay anarana hoe djahmal dia tena efa nanantena aho fa hisetroka be indray androany kay tena resaka tsy azo hitsikitsikina no naroson'ny lery ary tsy misy setroka na dia kely aza.

Ny anay aloha dia tsotra raha resaka mouvance io: TGV nilaza fa tsy misy maputo3 izany intsony satria ny fahefana efa mahefa ary Noel sy André efa mahafehy ekipa. Inona indray no antony andehanana any Maputo raha tsy handeha hihinana "sahona" indray? Tsia, efa tsy tia sahona intsony zahay. Azo?
6. pikatti ( 03/12/2009 13:46)
TGV nilaza fa tsy misy maputo3 izany intsony satria ny fahefana efa mahefa ary Noel sy André efa mahafehy ekipa.

Ary elah zany anie bainn tsisy hazon-damosina , tahak'ity Zafy no tena revin-drangah :idea:
Alahelon'ny very fihinanana hoa :-D :-D :-D
7. terrywui ( 03/12/2009 14:29)
salut rapique a...! de aon le ,,?? ary to faiznle bainnn be elah ao zan lty a?? nga de ts afaka mamaly mits elah fa miaritra petsa b ao foana le §§ valio lety a ? !§§ ary taiz marna alou elah tam samedi iny no niafina e ! zahay sy batista niandry anlah teo atokotany teo jusk tam 12alina vao niparitak le
8. pikatti ( 03/12/2009 14:50)
ANGILETERA=antimpanahy =wiwi=mpidelira mianakavy
refa tsy zakan'elah ny politika de mandehana ao @ hatsikana :-D :-D
9. antimpanahy ( 03/12/2009 14:57)
Pikatti ____
i Antimpanahy dia iray ihany ary tsy voafetra ny hilaza ny marina aho satria tombotsoa ho antsika Mlagasy rehetra no hitenenako eto ka raha tsy mahasoa anao na tsy mety aminao dia mamakia fotsiny dia diniho izay voalaza



misaotra
10. patriick2002 ( 03/12/2009 15:14)
Dila ty akama ty leuleu :roll:
11. Mirananirina ( 03/12/2009 15:15)
Ka ny seza ihany no hiadivan'ireo eo ,fa ny vahoaka??????Iza no hitsinjo azy???Angamba Andriamanitra irery ihany.Leo be mihitsy.Maninona angaha raha tonga dia haroso ny fifidianana dia tsy misy izao e.Misy olona te hitondra be tsy lanim-bahoaka fotsiny izao.
12. antimpanahy ( 03/12/2009 15:17)
-Misy fanamarihana ho ataoko ity : hevitro manokana : "matoa tsy nitohy iny Fitondrana Fito taona dia nidoboka iny dia nisy Fangatahana zavatra tsy tanteraka nilain'ilay devoly tao
-fa minoa ahy hianareo fa raha nataondravalomanana ka notanterahiny ny zavatra nangatahinai SATANA taminy dia mbola nitondra teo izy !
-raiso amin'ny saina tsy miangatra ny fitiavan'olona azy hatramin'izao , tokony hiala teo ve izy ?
-mbola be no ho tantaraina .............................
13. patriick2002 ( 03/12/2009 15:18)
Adala mitantara 8O
14. esserra ( 03/12/2009 15:40)
Marina tokoa ny hevitrao Djha ary nampianzo fa ny ho avy mbola piran'izao ,raha samy hidongy mantsy dia tsy ho hisy mitsy ny raharaha handeha nefa ny fanapahan-kevitra tsy manan-kery raha tsy izy telo tonta no manao sonia
:arrow: ka ho hatao didin-jadona miharihary ve ary izy ty sa hifanotrona ihany :?:
15. fijo ( 03/12/2009 20:38)
ny demokrasia noforonin'ny grika,fa ny polifika kosa nama ny gasy no tena namorona azy an.jereo izao misy ao izao e.tena polifika avo lenta
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0548