cercle vicieux
1. tsimatimanota
(
01/12/2009 06:24)
maputo I : manao sonia dia manaratsy ra8 avy eo;
addis abeba : manao sonia dia manaratsy ra8 avy eo;
maputo III : mody tsy hanao sonia nefa mirangaranga ery hahazo vola @ bailleurs
NY ANY HAIN LISANY DIA MITOKANA NY ZAVABITANDRAVALOMANANA MARC
MBA MENATRA
NY GABONE HOTEL DE VILLE VITAINA HAINGANA SA LANY VOLA NY FRANTAY DIA MIHISATRA NY FINANCEMENT
POV KON

répondu par vitamatavy le 02/12/2009 05:04
2. pikatti
(
01/12/2009 12:16)
POV KON
hita fa efa tsy lasa zao na ny ati-dohany Ratsirahonana aza efa milaza fa otage zao ny gasy noho iza anefa fa tsy ry zalahy be ziriziry ireo ihany , zao ndray hoe asio fifidianana @ avril
Pour Norbert Lala Ratsirahonana, la solution pour sortir de la crise est l’organisation des élections présidentielles dans les meilleurs délais, d’ici Avril 2010 si possible. Les observateurs politiques font remarquer au Président fondateur de l’AVI que les différentes mouvances sont déjà actuellement incapables de s’entendre et que des présidentielles anticipées, sinon précipitées, ne feront que rajouter de l’huile sur le feu.
http://www.tananews.com/2009/11/norbert-lala-ratsirahonana-le-peuple-malgache-est-pris-en-otage/#comment-735
3. vitamatavy
(
02/12/2009 05:04)
ny olana @ izao dia hoe efa nahongana i ra8 donc tsy mahazo milatsaka fa hatahorana ho lany ,izany dia midika fa tsy misy dikany le tolona teny @ 13mai,ao ny lacle @ izao olana goavana izao