politikan'i sans paps

1. pikatti ( 30/11/2009 21:49)
http://www.dailymotion.com/video/xb89pc_mariages-gris-1m77_news
fikabe an-drapaty :-D :-D
répondu par fijo le 02/12/2009 20:58
2. pikatti ( 30/11/2009 22:06)
elah zany rapaty nanabady kanadiana de nidivorsa de nahazo paps ve, zao elah tsy exilé politika ntsony zany.... tsssss ka ela mpisoloky loatra koa aiza elah no tsy niborken-dry zalahy :-D :-D :-D
3. dadabe ( 01/12/2009 02:31)
:^) :^)
4. AndriambyII ( 01/12/2009 08:38)
Vôbôrka ahoana i ra pat izany ra pikatti ? Tsy mahazo manao politika any mada intsony ve ? tokony tsy hadino kosa fa "faire la politique , c' est un droit et un devoir de citoyen d' un homme envers sa nation "' :lol: :lol:
5. pikatti ( 01/12/2009 12:01)
dadabe elah zany manao mariage jaune ara-bakiteny satria ela mitetika kelimaso :lol:
slt Billy
tsy lay fanaovana politika no naha boké an'i rapaty fa lay fisolokiana ,io zao nedala manao mariazy gris ao Canada io ndray no fikany , de manafatra gasy hiasa any de avy eo lery manjavona refa azo daholo ny rais d'inscription :lol:
6. fijo ( 01/12/2009 19:57)
tsy ratsy ka
7. vitamatavy ( 01/12/2009 20:08)
aleo lesy izy rapika mba mba hanao izay mahafampo azy any ,nedala aza mba mampalahelo any alavitra be any no misy azy ,mangatsiaka irery any ka haleo izy
8. fijo ( 01/12/2009 20:23)
aleo marina mba hanao izay hoafany e,ary sao dia ilay mangatsiak atokoa rapa no maha lasa ny sain'ialahy hitongilana toa io??????
9. vitamatavy ( 01/12/2009 20:36)
toa hoe misalaka tanana ao lery iny,fa mba mila namana ,
10. fijo ( 01/12/2009 20:38)
indrisy letsy
11. vitamatavy ( 01/12/2009 20:38)
omena karibo iray ialahy rapa @ noel izao tinkiete pa,ary manao coucou an'i marie paul any lesy e
12. pikatti ( 02/12/2009 11:56)

tsy mahazo zébu ntsony zany elah rapaty fa efa nanao mariage gris de aleo karibo io ny an'lah :-D
de kitoza karibo no ataovy an'i madama, fa tsy eo elah no mitabataba eo
13. fijo ( 02/12/2009 20:58)
very ihany ialahy rapa fa mba misaina
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2412