BOIS DE ROSE :NAMPIANA-DRATSY NY ANKIZY I DADA ...

1. terrywui ( 30/11/2009 11:07)
Asa fanaon'ny MAGRO hatramizay 7taona na talohanzay akory aza ny fanondranana bois de rose ! Nisy fotoana aza mody natao hoe ho fidirambolan'ny Fanjakana no nivarotantsika bois de rose e! nefa hay Camion Magro sy Tiko no feno tao Ambanja sy Manakara ary Brickaville ...! ka ze nampianarin'i dada ny ankizy ihany no averina oo ...!! aza mikonetaka sy minainaina fotsiny fa mankaleo be le ranomaso lava nareo oo...! Taloha tam andron'i dada zao io campagne lodisia io tsisy kolektera nahazo nanao an'io fa mandalo eo amin Magro daholo aloh ny entana vao zay vo omena ny pokna ..!! zao anefa ze hanao lodisia rehetra zao malalaka daholo ...!! ataovy ny kolekta ry malagasy aa...!! veloma hatreo ny fibodoan'ny TIKO sy Magro ny lodisia ee..! malalaka ny tsena ....!!!
répondu par fijo le 01/12/2009 20:08
2. Mirananirina ( 30/11/2009 11:31)
:-D :-D :-D ,na ianareo tgv aza toa nahazo ilay anatra ratsy daholo e!!!Mpianatra mahay
3. terrywui ( 30/11/2009 11:35)
:-D :-D :-D ko maninn ary no mampiana-dratsy ny ankizy ?? ray amandreny manindrona ivoho .....!!
4. Mirananirina ( 30/11/2009 11:45)
ko maninn ary no mampiana-dratsy ny ankizy ?? ray amandreny manindrona ivoho .....!!
Hono hoa fa angaha moa zaza kely mianatra "primaire " no ampianarina no tsy mahay manavaka ny ratsy sy ny tsara??? :-D :-D :-D Samy maka izay tandrifiny sy mampety ny fiainany ny tsirairay.
5. terrywui ( 30/11/2009 12:03)
ze ataon'ny RAD ihany no arahin'ny zanak ry Mirana a!!.. indrindra koa fa tsy de oe ratsy le fampianarana fa mety amin'ny piece nle zanaka de aleo harahina e! sady mba mankatoa RAD ane zany zahay zanaka e !! ZAZA HENDRY tsy be famaliana MANAO ZE AMPANAOVIN'I DADA hon hon hon h :-D :-D :-D :-D saotra dada a..!
6. pikatti ( 30/11/2009 12:08)
de hanongam-panjagana daholo zany ny zanak'i ralavanify retra , :-D :-D :-D
ary elah wiwi nitsoaka fa neverin'elah palanay ve elah tao iny aloha e :idea:
ny bandy aza mbola tany @ Dondolah sy Tahiry elah nanjavona hotran'ny fozalahy klé tssss
7. terrywui ( 30/11/2009 12:15)
fa za ve lety no najavona teo fa elah no tena niafina tao ambany seza tany de tsy koboko tsony avy eo a!! zahay sy rabazylou anefa nifankahita de i Batista ko nitsoaka fa nataoatra ho petsaiko tao ko angamb lery ....!! ifiona koa hitako fa narabaiko lety a tsy nahalala ah akory ! de nihomezako fotsiny kala lety a..!hin hin hin hon hon hi
8. pikatti ( 30/11/2009 12:23)
ary ahoana ary elah tsy mahafantatra le sipa manao solomaso maneso anelah iny klé :-D :-D :-D hon hon hon , :idea:
9. terrywui ( 30/11/2009 12:36)
A za mandainga elah fa tsisy anzany tao ...! tany amin'ny TSELATRA no nahitako an'i Annie2005 fa PS hafa tsisy mahalala na i Hery aza no entiny amzao ....!! elah tsy tany fa nanatitr'olona de nipà sao voapetsa tao !!.. :-D :-D :-D :-D :-D
10. pikatti ( 30/11/2009 12:56)
oadray klé , zanak'i Perla izy lesy no tsy mahalala ahy , fa tsy ratsy aloha le izy e,nandalo lesy zah fa tsy nijanona

Fa oahtrinona lesy no namendry zareo anlah t@ iny
Elah koa anie mampmé manamaina de miaraka @ ndry zalahy @ ty hira ty
... tsy blasfema bainn
http://www.dailymotion.com/video/x6x4le_lija-tselatra-rainay-o_music
zah lesy le bandy nisaotra anareo rehetra tao iny nony vita ny lanonana a(le tary @ Fra io an)
11. terrywui ( 30/11/2009 14:55)
nanaovana anle concert fotsin ane lety tao e..! fa tsy haiko ny ao ..!
zah lesy le bandy nisaotra anareo rehetra tao iny nony vita ny lanonana a
hampanao ankamantatra ndray lety ...! ssssh ary ef tena fombanlety le ankamantatra kle ..! sady tsisy nisaotra zany letsy tao aa !!!
12. bazylou ( 30/11/2009 16:27)
vive tgv, izay ihany no ady eo e, :-P :-P :-P
13. terrywui ( 30/11/2009 16:46)
Asa fanaon'ny MAGRO hatramizay 7taona na talohanzay akory aza ny fanondranana bois de rose ! Nisy fotoana aza mody natao hoe ho fidirambolan'ny Fanjakana no nivarotantsika bois de rose e! nefa hay Camion Magro sy Tiko no feno tao Ambanja sy Manakara ary Brickaville ...! ka ze nampianarin'i dada ny ankizy ihany no averina oo ...!! aza mikonetaka sy minainaina fotsiny fa mankaleo be le ranomaso lava nareo oo...! Taloha tam andron'i dada zao io campagne lodisia io tsisy kolektera nahazo nanao an'io fa mandalo eo amin Magro daholo aloh ny entana vao zay vo omena ny pokna ..!! zao anefa ze hanao lodisia rehetra zao malalaka daholo ...!! ataovy ny kolekta ry malagasy aa...!! veloma hatreo ny fibodoan'ny TIKO sy Magro ny lodisia ee..! malalaka ny tsena ....!!!
14. pikatti ( 30/11/2009 22:02)
tsy kobon'elah foana ve le sipa e,elah anefa hainy tsara :-D :-D :-D panique koa elah de tsisy zavatra tao an-tsain'elah ntsony lé,marina raha nisy niditra tao an-tsain'elah akory azy iny soirée iny :-D :-D
15. dadabe ( 01/12/2009 02:28)
mifanaraka tsara indray izy mitsam leu;leu :roll:
16. pikatti ( 01/12/2009 12:27)
ssssh ary ef tena fombanlety le ankamantatra kle ..! sady tsisy nisaotra zany letsy tao aa !!!

o leity rawix raha tsy naheno lay fisaorana zany elah de satria nitsoaka aloha :idea:


mifanaraka tsara indray izy mitsam leu;leu

bandy fantako anie leity wiwi e, fa felahako ny tahamaina tsindraindray refa tsy mahatsiaro tena, mba hendry lery farany teo fa nitsoaka ndray neveriny fa mbola daka foana no ahazo azy mantsy
Zay lesy rawix aza mifezaka lava io elah :lol:
17. fijo ( 01/12/2009 20:08)
de inoa letsy no nodradradradraina tery ankianja raha izany??????
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0469