Gouvernement Chissano revient à la rescousse

1. patriick2002 ( 30/11/2009 01:24)
Tsy maintsy mila Vahiny ihany isika vao tafa rangah roa
Reny Arikana reny ihany no mahahendry an'io kelifingotra io
http://www.lexpressmada.com/index.php?p=display&id=31592
répondu par patriick2002 le 30/11/2009 20:12
2. patrick2002 ( 30/11/2009 02:12)
izany ve lesy ry Pokatty sao dia ny maha hendry an'ialahy isany dadiste ,miantso afrikanina lava io ,satria ny afrikanina efa zatra mivarotra tanindrazana ohatry ny dada :-D :-D :-D .
3. vitamatavy ( 30/11/2009 03:35)
hanaiky izy dia rehefa tonga aty @ tanana dia tsipahiny io zavatra nekeny io,inona no antony
betsaka loatra ny fat very seza ary fantatr'i andry fa hivadika aminy ireny ,matahotra ho isolée
aiza no tsy ho vita matavy eo ialahy e
4. pikatti ( 30/11/2009 07:02)
Tsisy hazon-damosina leity le bitrovoalabo a!!!tsisy valera ,tsy maintsy betrohana foana vao tonga saina,tsy manaja ny mpiray tanindrazana aminy , raha tsy Afrikana (izay tsy revin'ny lery) no miteny tsy henoiny
5. patriick2002 ( 30/11/2009 20:12)
Tsy maintsy mihaino ihany ny hiafaran'io satria lery no fantatra fa tompon'andraikitra @ krizy io , ary mamafa tanàna madiodio @ zay ry GIC ,ka tsy te ho Tonga @ zay radomelina
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.052