ISIKA NO NAMONO NY VOAY = ALEO HILATSAKA ZE SAZY ANY
1. terrywui
(
28/11/2009 15:52)
Tsy mikoso maso mena amze sazy sy tsy fanomezana fanampiana ny firenena any isika ry zalah fa teren'i DADANDRY zalah sy hanaovany ranomasontoaka ry GIC sy ny namany tambazany volabe nangalarina tato amn TRESOR Malagasy de hoe halatsaka ny sazy e..! zao e...! ze rariny sy ze mety ihany DADA JOELINA atao a..!
---Aleo handé amzao ihany fa isika no namono ny voay e..!! tolombahoaka otran'ny tam 2002 ihany io ..!! tsy voafidimbahoaka koa Ravalomanana tamizay fa nanao BODONGERONA niakatra teo am Fitondrana (nanao investitiora in-2)mihitsy aza ,fa le aradrariny fa tsy ara-dalana no nitondrany ny raharaha tamzay ...!
--Ka aza mikoropaka DADA JOELINA fa aradrariny io Fitondrana io a !! TOLOMBAHOAKA MITAMBATRA KOA NO NAHAZAHOANA AN'IO !
bbeeeeuuuuuuu.....! :P :P :P :p :p :p :p :p

répondu par pimaso le 30/11/2009 18:46
2. terrywui
(
28/11/2009 15:53)
AZA MANAO RESAKA RACE FOTSINY NY TIM RAHA HAMALY ETO ....MBA HENDRY AMZAY ....! :evil: :evil:
3. kidoropamba
(
29/11/2009 15:18)
Mbola tsy ampy aza io sazy mahazo an-dravalo io ko.
Ilay hala-bato t@ fifidianana filohampirenena t@ desambra 2006 mbola dossier mangatsiaka.
Ireny fanaovana vola sandoka tao Iavoloha koa mbola eo koa.
Ny fanodikodinana ny volam-panjakana nanaovana ny "valabe" mbola dossier iray indray.
Ny nanendrena ny miaramila hanadio vouden'ombin'ny TIKO dia mbola dossier hafa indray.
Ao ihany koa ny nandrobana ny Somacodis.
Tsy adino ny fandrobana ny banque centraly alohan'ny hitsoahany any afrika atsimo.
TOKONY LATSA-DATSAKA DAHOLO NY SAZY E. Raha tena madio marina izy vao afaka milatsaka na mody fa AVELAO NY MPITSARA HANAO NY ASANY MALALAKA TSARA.

4. kidoropamba
(
29/11/2009 15:21)
Sazin-dra8 no mahamaika fa tsy sazin'ny TGV izany. Aza afangaro ny gisa sy akoho ra-Gic à.
Rehefa "sazy" no aroso dia efa "Ra8" izany fa tsy misy olona hafa intsony. Raha averindravalo ny vola nangalariny dia ampy hitantanana ny transition.

5. terrywui
(
29/11/2009 20:59)
Sazin-dra8 no mahamaika fa tsy sazin'ny TGV izany. Aza afangaro ny gisa sy akoho ra-Gic à.raha izaho alou de ny tsy filàna ny hidiran'dravalo eto M/car mitsy lety no vahaolana a!!!!!....fe refa avy eo na hipitika any aza io TGV io Rajoelina io tsy olana ..!
Rehefa "sazy" no aroso dia efa "Ra8" izany fa tsy misy olona hafa intsony. Raha averindravalo ny vola nangalariny dia ampy hitantanana ny transition.
6. vitamatavy
(
30/11/2009 03:53)
ry wiwi dia hita mihitsy eo provocateur ,
tsy ialahy mantsy no very asa sy fahoriana mianjady ny mpokina madinika ,