novonoin'i lery ny messagekole hoe

1. bazylou ( 27/11/2009 17:29)
' serasera victime de son succés sa tsy mahtantay polifika le rahery'
tsy zakan'i tazy dia nofafany fa vaky hoe ny lohany , beuurrk :-D :-D :-D
répondu par bazylou le 28/11/2009 18:08
2. patrick2002 ( 27/11/2009 18:22)
andao hantsoina SADEC ra bazyl ah! lery anie efa manana reserviste ato eh! ry pokatty sy ry bekitana
3. hery ( 27/11/2009 21:33)
Ny politika ihany no eto @ politika.

Ny momba ny serasera dia nalefa any @ momba ny serasera :-)

Sao dia heverinareo fa politika ihany ary ny fiainako eto loll
4. terrywui ( 28/11/2009 09:23)
raha hoe ny momba nyserasera alefa ary am serasera sns dia mba betsaka koa ane hery ny diniky ry zalah TIM ireo no tsy tokony ho ao amin politika e ...! ka aona ny an'i bazylou iany no nofaizina !!..betsaka tsy mlamn anefa ao rah izany resak zany ...!! asio jiro tsara fa samy eto amn serasera daolo ane na TGV na TIM e......!
5. terrywui ( 28/11/2009 09:29)
jereo zao io diniky ra-pique oe "mpiasa alefa any canada mapalaelo io..!" tokony ho any amin'ny tora-po no asiana an'io nefa alefan'i ra-pique eto amn politika fa tsy koà .. :evil: :evil: tokony esorina mitsy zao ny ps n'i pikatti raha ny marina hin hin hin hin !..maty elah ra-pique anio..!! :-D :roll: :roll: :roll: :roll:
6. bazylou ( 28/11/2009 18:08)
za letsy mba gaga. kobo niseho gazety i rahery dia miala zigla fa sao dia mipoka eo ity zafera, :-P :-P :-P :-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.046