Ra8 no nandrasana, "Bongany" indray no tonga

1. kidoropamba ( 23/11/2009 14:08)
Tandremo ianareo any avarabaratra any fa tonga ny sikilaonina "Bongany" mihaodihaody any.
Nohon'ny fahasimban'ny materiley dia tsy hay tsara na tena sikilaonina io "bongany" io (bongan-tay ve?) na tena ingahy le8 mihitsy no hiara hitontona any fa dia samy "loza" e. Ka mitandrema tsara ary mahaiza mitandrina tsara.

Aiza tsy ho tonga ry "bongany" raha mahita an'i Fetison manararaopaty @ fananam-bahoaka ka mandany lasantsy, mandany indemnité ary mangoronkarena amin'izao "seza" nomena azy izao ka na dia ry "bongany" ao Afrika atsimo sy ry "bongany" ao Swaziland aza dia tezitra mafy.

Tratrin'ny "bongany" daholo koa ve ny eto @ serasera niandry fatratra an'i dada-"bongany" kanefa tsy nety tonga lery?

Tena resaka bongany indray izao no malaza ka mitandrema satria loza be ireo bongany ireo.
répondu par bazylou le 23/11/2009 19:33
2. zokybe ( 23/11/2009 14:35)
Rehefa tsy mahita tenenina dia aza manoratra fa manahirana. Bongany bongany ny lohan'ela.
3. kidoropamba ( 23/11/2009 15:06)
tsssss! mitady te hanao censure eo indray enao ty. Mandehana any @ tiako i Madagasikara manal'azy raha tsy mahatanty demokrasia fa aza izay efa nanazarana anay (fahalalahana sy fivelarantsaina) no tadiavina ho sakantsakanana.
Tena bongam-tsssss!!!!
4. xxx ( 23/11/2009 15:07)
O r^y zokibe a!aza valina ny ohatr'ireny kidoro maimbo ampy obsedé @ra8 io fa SANS qualité ange ireny é! aza mamaly io be volbava io fa aleo hiteny irery eo @izay izy mangina ho azy ,olona pédophile tsy vita saraka tadimpotra ta@reniny io sady mamondrongony no voakarama aka @sisa manaja tena !!!
5. kidoropamba ( 23/11/2009 15:14)
hin hin hin hin, aleo hiteny irery izany zahay fa tsy mirevy an-dra8 é. hin hin hin.
Fetison indray izao no "pata" sy "deba" fa tsy le8 intsony. Io ary fa tezitra no sady marary fo ny dadaniste maro. hin hin hin hin mbola ho aiza kay.?

Izahy mba niandry an'ilay "imminent" kay "ry bongany" no nilatsaka avy any. dray dray dray vonjeo..........
6. terrywui ( 23/11/2009 15:25)

tena marina zany rakidoro a! hin hin yhin ataovy fay eo mitsy letsy ireo miseho be qualité nefa tsisy apoaka reo a! vatany fotsiny de vodiny faholo reo hon honhonhon h!!
7. xxx ( 23/11/2009 15:31)
=)) =)) =)) =))
8. pikatti ( 23/11/2009 15:48)
olona pédophile tsy vita saraka tadimpotra ta@reniny io sady mamondrongony no voakarama aka @sisa manaja tena !!!

petsa vao manainga ndray kidoro lé :-D :-D :-D
9. pikatti ( 23/11/2009 15:58)
Bongany bongany ny lohan'ela.

Omeo lalàna kely ihany aloha kidoro ry zalahy fa sao matimaty foana eto :lol:
10. bazylou ( 23/11/2009 19:33)
:-D :-D :-D :-D :-D , atao ahona afa bongany no sahaza an'ilay mdg, :-D :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0579