Hifandona ry ROGER Luc be n'i RFI sy ry CHARLES !

1. halloween ( 23/11/2009 11:16)
Roger Luc sy ry Mbohoazy Lahiniany boxeur CONTRE VS Charles sy ry Lilison

Manangasanga amin'izao ny mety hisian'ny fisarahana eo amin'ny Tafika indrindra ny tsy fetezanilay fanambarana nataon'i Charles sy Lilison tao amin Lapampanjakana satria tsy voahaja lay hoe le grand muette hoy ny vazah zay na tokony ho"kamoana" foana ny miaramila eo amin lafiny politika !
ka nampiakampeo ary nilaza fa hanohitra andry charles ry Roger be n'i RFI ka ho hita eo zay mazana (ara-kevitra sy ara-teknika ary ara-tsandry ) satria efa mikonokonona ny hamaly koa ry Charles sy ny tariny raha misy fanoherana miseho tampoka ! satria manohana tanteraka ny hitondran'ny TGV ny Ministera rehetra ry cap sat ! zahay aloha de mbola maka ny TGV ihany hatramizao satria zahay zao de vao nitokana lalana 17km beizao na de efa tsy misy vola aza ny Fanjakana fa ny herimpo sy ny finiavana taneraka no nahavitana io lalana mitentina 30miliara io ! hin hin hin ! mahay ny TGV an ! hon hon h
répondu par terrywui le 25/11/2009 09:18
2. terrywui ( 23/11/2009 11:20)
Ry Mbohoany sy ry Roger be n'i RFI ve ??

fantatr'isika tsara otran paositsika ireo e! bandy mpanamaina tao amin'ny BATAK reo taloha fa asa naninona any am RFI any ndray ary ry zalah reo ! efa voaroka Mbohoany io fa tafaverina ndray zany ! alefaso ary ze adinareo famiandry ny anay e! ngah ny maina ahavitana inona eto fa ny Teknika sy ny Hery no miasa manomboka zao zany ko ! hanohitra ?? alefaso zany baba a !
3. xxx ( 23/11/2009 14:56)
Mahantra kely ny tgvendranareo vola30milliards ve no mba foiny hanamboarana lalana ,ntsoo oooo ,volabe HALATRA ta@BOIS DE ROSE de 30 milliards no mba foy RAHA MIEXISTE KOA ny resaky reto tsisy SAINA ISANY RETO MPANGALA-tahaka LAVA ANdra8 ,FA TSY TONGA ENY ANKITROKELINY ?hasaivo tsabony alohany ny androbe fa kely sisa ny andro handrovitany tsihy eo ,tsy manakambo fahita fa VENDRANA hatra@voalohany tsy manakatao afatsy ny MANAGALATAHAKA ANDRA 8???
tsy hahazo na 1% AZA @NY fifidianana fa ridicule fotsiny ?FA MPANDROBA SY MPANGALATRA no sans QUALIté ?VOLANdra8 NO HANGALARINA ,afa tsy ny vonoan'olona nataony ta@7 fevrier sy ny fandrobana ,FITSARANA INTERNATIONAL NO miandry io mpaka lelonareo avy any @bas quartier io fa asaivo mitsoaka dieny izao ,ny rnm sy tvm nodoran'io mamondrongony io angaha hadinon'ny VAHOAKA !!!
vendrana ,vendrana ,dondrina ny tgven,dranareo marary saina !!!
sarla ragidro alefa eny tsiafahy na eny anjaramasinina izy tgvendrana atsy ho atsy !!!
4. kidoropamba ( 23/11/2009 15:12)
Moramora kosa fa mba manao izay takatra ingahy TGV na dia lasa nanao "la vie" aza ingahy Fetison miraka amin'ny garde de kôro sy ny sipa be dia be mpanotra fe. Araraoty tsara aloha izao Re-fetison fa tsy ahazo an'io intsony enao mandra maty e. hin hin hin hin, peho izay azo pehana, atelemo izay azo atelina, potsero izay azo potserina fa tena "la vie" izao e.

Hitanao fa tsara ihany ilay TGV an? Tao anatin'ny 7 taona niarahana t@ ndra8 dia tsy mbola nahita fiainana tsara tahaka izao ela. tena ratsy sy ompa no abosesiky Ra8 aminao isan'andro. Hararoty izao fa ny "valala tsy indroa mandry ambavahady" e. Fahafinaretana azo sy garantia.

hin hin hin Roger Luc ange ekipa ihany fa mba manome tsirotsirony ny resaka politika e. Araraoty fetison ilay fika fa sipa gratuit indray an'ela rahariva. klé....bebeksa, tsaky sy tono hena atao masikita, safosafo gratuit, manety volo gratuit, que demande le peuple ra-fetison a? Avelao Ra8 sy izay tsy tia miaina manao ny ataony fa ny antsika aloha dia tena "fahafinaretana ho azo e".
5. terrywui ( 23/11/2009 15:22)
VOLANdra8 NO HANGALARINA
tena hita mihitsy hoe tena miteniteny foana tsisy saina tena ry kala ! fa iza no tena nagalabola nampahantra ny firenena toy izao raha tsy ny dada patinareo iny ihany !
,afa tsy ny vonoan'olona nataony ta@7 fevrier sy ny fandrobana ,FITSARANA INTERNATIONAL
tena efa mitapy vendrana mitsy ty kah ! iza no nampaniraka miaramila hitifitra vahoaka ireny iza ?? efa diso miondana loatra ty de tsy hainy tsony zay lazainy !!...ssssssh tena vendrana beuuuuuu !!
6. terrywui ( 23/11/2009 15:23)
VOLANdra8 NO HANGALARINA
tena hita mihitsy hoe tena miteniteny foana tsisy saina tena ry kala ! fa iza no tena nagalabola nampahantra ny firenena toy izao raha tsy ny dada patinareo iny ihany !
,afa tsy ny vonoan'olona nataony ta@7 fevrier sy ny fandrobana ,FITSARANA INTERNATIONAL
tena efa mitapy vendrana mitsy ty kah ! iza no nampaniraka miaramila hitifitra vahoaka ireny iza ?? efa diso miondana loatra ty de tsy hainy tsony zay lazainy !!...ssssssh tena vendrana beuuuuuu !!
7. xxx ( 23/11/2009 15:38)
hihihihihih narary fo sahady angah mbola aiza ny hahazo anreo avy any @bas quartier é! hahahha faly be za fa tezitra tery saina nefa zava-marina no resahina ;hataovy mihetsika ny androbe ny SANS QUALIté-nareo é! ny fitifirana dia avy any @tso-dranon'i sans qualité sy ny milice ramarosaona mpamosavy malemy be tetika hoe ref be ny maty dia hiakatra za vendran kanjo vao maika nahazo ny hoe sans qualité sady zanaka mijangajaga no mpangalatra ,VAHOKA MADINIKA no tsofiko rano ,alefanty tsy nahita fianaranaty hanafika lapa naninoana tsy ny reniny mitapy wui no nalefa tany ,bola hanody an'ty ny rà n'ireny tsy manatsiny ireny .

Ho hitantsika io izy tsy ho any tsifahy ny maso rehetra no hahita ,tsy ny rainy sy reny janga sy mamo lava no nasaina notifirina teny!!! sans qualité!!!
aujour d'aujourdhui ,bac-3,mponina 'ny bas quartier ,alefaso ndray ny cv RADOMELINA é!
8. pikatti ( 23/11/2009 15:51)
Avoahy any zany charlot zany hanaovako azy e

tairo kombaka à mort seul à seul * :-D
9. terrywui ( 23/11/2009 16:49)

ekeko fa bas quartier zany ny TGV e! olona mainty sy mahantra zany ! de mbola hita taratra koa ny fanavakavahanareo milaza fa fotsy ny bas quartier ... lazao koa fa ambany razana ny Malagasy mainty e! lazao fa andevo mitsy aza..! za tsy mainty a ! avy ao afovoantany ah ,za koa tsy ngita volo fa hianareo milaza anareo ho mpanana, mihaja, fotsifotsy tsara sy milaza ho manampahaizana sy miseho milay eto Antananarivo ireo mitsy no hiadivanay ny hiovan'ny toetsainareo mirefarefa ireo satria Malagasy iray daholo isika eto M/car ary AFRIKANINA daholo fa aza mifanambanimbany ireo bas quartier sy ny mainty eto am tanana !! zay mihitsy koa no tena fotopisainan'i Ravalomanana tamin'izy teo am Fitondrany NIONGANA tsy hiverina tsony iny ! ... nesoriny daholo izay maintimainty rehetra tao fa nosoloiny ireo olona anivontany fetsy lahy ireny nanabotry ny firenena ! avy eto afovoantany aho hoa fa le toetsainareo mihitsy no efa mirefarefa be amin tany ! nefa milaza fa avo qualiter , nahita fianarana ,fa hianareo TIM no tena alika fisainana !
10. pikatti ( 23/11/2009 17:51)
TIM fopla zany na iza izy no milaza fa resaka race no hivoizina,ary io tsy tim ihany fa misy @ ireo antoko politika rehetra ao @ntsika ireo no misy manao fanambarana kely hoatran'izany fa saingy soa ihany fa azy manokana izany,dia aleo izy ho lo miaraka @ lohany any klé
11. pikawui ( 23/11/2009 17:52)
marina izany e
12. terrywui ( 23/11/2009 21:45)
tena misy bandy kosa letsy de tsy ny dinika no valiandry lerony fa fanambaniana olona fotsiny no ataony eto a! soa fa tsy mainty aho no sady tsy ngita fa raha tsy zany de nataondry zalahy hoe miaro tena ah !! fa tena miaro anireny bandy reny ah fa tsy reveko kosa letsy rah zany a! misy tena ambany saina mihitsy lety ato a!! kozy ane zany ee! mbola ho koboko eo izay kofy zay fa ataoko latsaka klé !
13. xxx ( 23/11/2009 22:06)
ary le hoe tsalo masiso ra wiwi an :evil: :evil: :evil:
14. pikatti ( 23/11/2009 23:56)

nataon-dra Luc Be indray nitsoka monja ra charlot sy Lelyson de rava ny tsena :-D :-D
15. dadabe ( 24/11/2009 03:10)
ouayy leuleu iza ity leuleu ??
16. swann ( 24/11/2009 10:31)
ary le hoe tsalo masiso ra wiwi an
tsy kobondra frere ko zay tsalo masiso zay klé ! hin hin hin hay ve lery iny efa nahazo anarana otrizay e ! voa elah zany rawiwi a! hon hon hon
nataon-dra Luc Be indray nitsoka monja ra charlot sy Lelyson de rava ny tsena
fa ny nahavoa anilety roger be sy Mbohany ty ane ry zalahy de ny saina mbola matanjaka te hanohitra fa ny tena efa antitra beuuuu e! i Mbohoany ary tena efa kaozatina kely ery kouuu ! fa le kirin'antitra kosa alou mbola ao tsara ry lerony kah hin hin hin
17. xxx ( 24/11/2009 10:46)
ary raha cotiers maimbo heloka ,raciste ve izany kozy izany, ry lerony ireny mantsy mahery fofona be na dia misaika 4 fois par jours aza
18. terrywui ( 24/11/2009 10:58)
helika papa fa tsy heloka a! samy hafa zany !

heloka = ireny fitifirana olona sy famonoana vahoaka nataondravalo ireny !
helika = otranle fofonlah refa mafana ireny ny andro ...! hin hinhin

azonlah ve le kozy ??
19. fijo ( 24/11/2009 20:31)
koditra sahady ny ekipandry saralakely vao nahita hoe i ra roze indray io.
20. terrywui ( 25/11/2009 09:18)
le roger luc ane ry fijo ka olona efa antitra beuuu mapalaelo e !tsisy atahorana mihitsy na hihazakazaka na hiady nainona fa atosipotsiny ...!! hin hin hin i Mbohoany koa aza olona efa vizan'ny maina be ko leiny ! anotanio an'i fijo fa mety ho kobony tsara ry zalah reo fa tao amin BANI reo taloh ....!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0822