mety tsy ho teraka indray ny gouvernementa e
1. vitamatavy
(
20/11/2009 21:57)
tena loza fa tadiavin'i tgv hoazy daholo ireo ministere cle rehetra,ny antony dia ny fahatahoarana indrindra ireny resaka Black monday sy ny 7 fevrier ireny satria ireny tsy tafiditra tao anatiny accord tany maputo (crime de sang),tena mbola ho ela vao hilamina ny tantara e ,ho avy tsy ho ela ny sanction international dia ho vita matavy ny mpokina e :evil: :evil: :evil:
répondu par xxx le 22/11/2009 19:33
3. patrick2002
(
20/11/2009 23:01)
Tena loza fa tadiavin`i TIM hoazy daholo ireo ministere cle rehetra,ny antony dia ny fatahorana indrindra ireny resaka asa fampiorohorona izay nahavoaroiroy an`i Harinaivo Randrianatoandro ,izay mbola any amponja hatramin`izao ,dia lazaina fa gadra politika ,sy ireny famonoana olona teny Ambohitsirohitra , satria ireny tsy tafiditra tao anatiny accord tany maputo (crime de sang),tena mbola ho ela vao hilamina ny tantara e ,ho avy tsy ho ela ny sanction international dia ho vita matavy ny mpokina e :lol: :lol: :lol:
5. fijo
(
20/11/2009 23:15)
izao no alehany rehefa te hanoa zavatra nefa koditra.ravalo efa milaza fa zarao.raha azy ny fitsarana,an'i tgv ny tafika.na ny mifamadika,i kely fingotra matahotra
6. xxx
(
21/11/2009 13:27)
Mba tsy manakantao koa itony pa2002 tony dia mangalatahaka FOANA ?MAHAGAGA mihintsy ,tapaho ny lohan'ny tgVENDRANAREO RAHA TIANA handroso Mcar!
Izay zavatra lazain'ny mpiaron'ny TIM ,dia haverina FOANA ?NY OLONA HARAHINAREO vendrana ,MOA IANaREO RY INGAHY NANDRA isany ,ny basy lo sy ny tariny moa ,ry pa2002,ry tery saina sy ry ry mitapywui mitapy crâne ,tsy hay na ankizy kely 15 ans na VENDRANA IRAY TRANO hatra@tsinaimaintiny , rah tsy olona iray ihany ireo,mbola ho tratra daolo @vidéo ny mpitifitr'olona tao anaty vahoaka ta@7 février ireo biby olon-DRAMAROSAONA -nareo ao ambadiky ty VENDRANAREO ty .
vendrana ,vendrana ny tGVENDRANA ?tsy lasa lavitra fa ny omaly tsy miova ,tokony efa samborina a@izay io kely fingotra io fa manalabaraka no hita fa olona marary saina !