Tokantrano ao angletera dia toa izao

1. xxx ( 17/11/2009 13:23)
Date: 16 novembre 2009 - 17:41

Ny atao hoe herisetra ao an-tokantrano ?

Tsy kisendrasendra na vokatry ny tsy fifankazahoana sendra andalovan’ny mpifankatia ny herisetra ao an-tokantano fa fifampitondrana efa tena mitoetra sy iainana isan’andro.

Ny votoatin’ny herisetra eo amin’ny olon-droa noho izany dia ny fitiavan’ny iray amin’ireo mpifankatia hifehy tanteraka ny fiainan’ny ankilany. Hany ka lasa mpandidididy / mpanatanteraka, na koa mpanjakazaka / mpandefindefitra no fifampitondrana mitoetra eo amin’izy ireo.

Noho izany dia mitanila, tsy mifandanja ny fiarahan’izy roa. Ny andaniny mampihatra herisetra lalandava, ny ankilany kosa dia mandefitra, miharitra izany fotsiny.

APVC
BP 1467 - Lot IIIK46H Antetezana Afovoany, Antananarivo 101 MADAGACSAR
Tel: 26120 22 261 64
répondu par Papoose le 24/11/2009 16:07
2. namanabe ( 17/11/2009 13:37)
Par: Charlot
Date: 08 novembre 2009 - 22:28

Aleo miresaka am vehivavy directe fa tsy misy maha lehilahy azy intsony ny lehilahy gasy aty France .mampalahelo mihintsy ny mahazo andramousé anglisy iny ry charlot a! mody terena hamaky boky ao foana ndrooooooooooooo
3. namanabe ( 17/11/2009 13:41)
nanao azy ho mafy daholo bainadadaberangory anglisy vadin'i beberangory anglisy tsy afa-panda ,fa folaka ihany e,ohatran ny zanak omby kely hozy sarera
4. mmmhh ( 17/11/2009 14:00)
namanabe > :?: :?: :?: :?: :?: :idea:
5. xxx ( 17/11/2009 19:43)
Fa sao ho lasa adala koa ity namanabe e ??? Sady mila ady ny fahitako azy!
Toa miseho ho mahafantatra ny fiainan'ny olona rehetra eto???
Mba mianara ihany fa aza diamijery olona lava toa io rabaofy an!
6. ANGILETERA ( 19/11/2009 07:49)
entre anay sy ralena miteny anglisy ireo
zatra ny halan-drinina io ka 2009 mbola manao hitsin-dalana
tsy misy atao ao an-tranony ao , lasa angaha ireo maty ka tsy misy hiresahana intsony dia mandefa intox ao @ forom bordel sisa
sa ahona ry anglisy bangaridana teraka alakosy tsy mahavita mandingana tohatra iray akory fa efa manao genouillère sisa
bonjour ny fahaterana !! aiza ity hetraketraka TSY MISY FOTONY AMIKO TY ENAO FA NY OLONA FOTSINY NO NANAJA ANAO satria....??? IZAO TSY MISY INTSONY AZANY DIA MANOFISA MANDRAMPAHAFATY
7. xxx ( 19/11/2009 18:11)
Date: 16 novembre 2009 - 17:41

Ny atao hoe herisetra ao an-tokantrano ?

Tsy kisendrasendra na vokatry ny tsy fifankazahoana sendra andalovan’ny mpifankatia ny herisetra ao an-tokantano fa fifampitondrana efa tena mitoetra sy iainana isan’andro.

Ny votoatin’ny herisetra eo amin’ny olon-droa noho izany dia ny fitiavan’ny iray amin’ireo mpifankatia hifehy tanteraka ny fiainan’ny ankilany. Hany ka lasa mpandidididy / mpanatanteraka, na koa mpanjakazaka / mpandefindefitra no fifampitondrana mitoetra eo amin’izy ireo.

Noho izany dia mitanila, tsy mifandanja ny fiarahan’izy roa. Ny andaniny mampihatra herisetra lalandava, ny ankilany kosa dia mandefitra, miharitra izany fotsiny.

APVC
BP 1467 - Lot IIIK46H Antetezana Afovoany, Antananarivo 101 MADAGACSAR
Tel: 26120 22 261 64
Par: Charlot
Date: 08 novembre 2009 - 22:28

Aleo miresaka am vehivavy directe fa tsy misy maha lehilahy azy intsony ny lehilahy gasy aty France .mampalahelo mihintsy ny mahazo andramousé anglisy iny ry charlot a! mody terena hamaky boky ao foana ndrooooooooooooo
entre anay sy ralena miteny anglisy ireo
zatra ny halan-drinina io ka 2009 mbola manao hitsin-dalana
tsy misy atao ao an-tranony ao , lasa angaha ireo maty ka tsy misy hiresahana intsony dia mandefa intox ao @ forom bordel sisa
sa ahona ry anglisy bangaridana teraka alakosy tsy mahavita mandingana tohatra iray akory fa efa manao genouillère sisa
bonjour ny fahaterana !! aiza ity hetraketraka TSY MISY FOTONY AMIKO TY ENAO FA NY OLONA FOTSINY NO NANAJA ANAO satria....??? IZAO TSY MISY INTSONY AZANY DIA MANOFISA MANDRAMPAHAFATY
:roll: :roll:
8. Papoose ( 19/11/2009 18:33)
virus
9. kelly13 ( 20/11/2009 07:43)
fanina kou za
10. arialy ( 20/11/2009 17:27)
:roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll:
11. xxx ( 20/11/2009 19:50)
Tsy nanana lazony angamba lery ? Aza dia atao an' izany kosa fa sao dé hitroatra ny biby ao anatiny ao @ farany ka tsy ho tantinareo !resaka atsipy ! Lehilahy tsy ho tokana am-pahafatesana izany!! :idea: :idea:
12. Tenio ( 21/11/2009 05:58)
Do you understand somenthing?
Not me
13. Djhamhal ( 21/11/2009 08:15)
fa inon'ty é! :?: :?: :?: :roll: :roll: :roll: :-w :-w
14. xxx ( 22/11/2009 19:54)
Djhamhal:

fa inon'ty é! :?: :?: :?: :roll: :roll: :roll: :-w :-w



Ny hagegendrizareo miady eto io e!!!!
15. tess ( 22/11/2009 20:39)
Djhamhal:

fa inon'ty é! :?: :?: :?: :roll: :roll: :roll: :-w :-w



:-D :-D :-D :-D :-D
16. xxx ( 22/11/2009 22:46)
bandy ataon-drapikatti minanemaniny ao @ politika ao io midelira hatraty io eeeeee 8-)
17. ANGILETERA ( 23/11/2009 10:30)
lasa namparaka @ maty injay angà i raleninamiteny anglisy mipetraka ao londres , tsy mahadingana zanatohatra iray akory ?
18. xxx ( 23/11/2009 10:57)
Rapikaty ihany izany io angleeetire io?? hAYYYY! dIA I RABÔFIKELY IRY IZANY IO. iNY IHANY MANTSY NO MPILA ADY ETO REHEFA TSY MAHAZAKA NY ANDRO RIRININA IZAY IZY :-D :-D :-D 8)
19. xxx ( 23/11/2009 10:59)
Tokony hijanona any @ politikany any rizareo fa manin no mamorona dinika eto nefa fitiavana ny eto?
Ndeha zory ity lalana miady any @ pilitika fa tssss! :arrow:
20. roxanaha ( 24/11/2009 11:42)
misy rubrique hatsikana sy lalao koa ato @ serasera fa ny eto tô fitiavana ngamba izy zay!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0563