dondrona ve hisy toa ny maka...................
1. ANGILETERA
(
17/11/2009 09:51)
Date: 17 novembre 2009 - 11:30
Manahirana mintsy rehenfa miresaka @ olina tsy nianatra an ? sa nareo tsy mhatsikaritra izany eo @ fiharamonina ?
yees Zilibe tia anareo rehetra yees
zilibe (at) gmail.com
ny dondrona dia ny olona maka hevitra amin'ny maty alohan'ny hanaovany projet @ politika ! asan'ny maizina
tsy afaka hiaraka ny maizina sy ny mazava !!!
répondu par terrywui le 17/11/2009 11:48
2. ANGILETERA
(
17/11/2009 09:52)
miseho milay manambony tena sy manambany ny hafa kanefa i zilibeany aza mbola misy saina noho izy
3. ANGILETERA
(
17/11/2009 09:55)
Fa angaha rehefa tsy manao ny sitrapo t e na sy tsy manaiky ho dominén- t en a dia hoe dondrona
Ny fahendrena no maha olombelona fa tsy ny fahatikambozana izany no mampilentika ny firenena
Ny fahendrena no maha olombelona fa tsy ny fahatikambozana izany no mampilentika ny firenena
5. ANGILETERA
(
17/11/2009 10:06)
raha toa izao no toe-tsain'ny atao hoe nahita fianarana dia aleo foanana ny lakilasy
ryzilibesolonja........................mazava ve ??????????
ryzilibesolonja........................mazava ve ??????????
6. terrywui
(
17/11/2009 11:37)
ekany ozizy , ekany ozizy , ... efa manomboka mitambatra ny taolany ozizy fa ny fofon'ainy sisa ry zilibesolonja................tonga ny fahazavana nentinao ! fa mikorontana i angletera hatramzao ....!miseho milay manambony tena sy manambany ny hafa kanefa i zilibeany aza mbola misy saina noho izy
ny dondrona dia ny olona maka hevitra amin'ny maty alohan'ny hanaovany projet @ politika ! asan'ny maizina
tsy afaka hiaraka ny maizina sy ny mazava !!!
ny dondrona dia ny olona maka hevitra amin'ny maty alohan'ny hanaovany projet @ politika ! asan'ny maizina
tsy afaka hiaraka ny maizina sy ny mazava !!!
7. terrywui
(
17/11/2009 11:48)
laisany TIM mihitsy ry vendrana no tena sans qualité ! misehoa raha tena lehilahy otranay TGV zao e! raha tena hiresaka de mivoaha ! sa sarimbavy TIM ? refa tsy sahy elaisany de ompa no omena anlaiasany .Mankanesa elaisany manao canal any angletera fa ny tetezan'i bekiraro ony zany efa rouillé ny any londres tsy itovy amin eto antananarivo mitsy fa vizanin'i zilibendozotranongana foana hianareo raha ny tsy hay no kitikitihana ...!
vendrana dondrona nefa be vava ny TIM ........ !!! tsy mahavoa raha tsy hanao zavatra vava fotsiny fa ny an''ny TGV action de vokatra mazava !!...............
zahay lety sahy a!!!! ary sahy na amin'inona na amin'inona ary zay no nahazahoanay Fitondrana teto an-tananareo !!! ny fahasahianay TGV .....