Manonofy atoandro ikelifingotra
1. rajy
(
17/11/2009 08:57)
Manofisa tsara dia manantenà sezabory fa efa vita mialoha ny score
- R8 : 61% mbola AREMA ary ny manaraka ao zay vao mety ho hita ny fingotra. Na tambazo ny AREMA tsy hilatsaka dia mety ho ambonimbony kokoa ny salan'isa satria efa fantatra fa ireo ihany no antoko lehibe sy tsy ho levona eto M/car.
Nalaina fo ny tany Brickaville (nomena ny karaman'ny mpiasan'ny SIRAMA 24 volana ) dia mihevitra ve hoe hifidy anao ireo ? , mbola AREMA ny 50 % n'ny olona ao Brickaville tompoko fa amboary dieny izao ny saina.
Izay ihany no hafatra avy aty @ dadatoa fa mahaiza mijery
ZAFY ary lany nofidim-bahoaka voahiliky Ratsiraka koa maika ialahy tsy nisy nifidy io?
Ndao eh

répondu par xxx le 22/11/2009 12:03
3. terrywui
(
17/11/2009 11:48)
laisany TIM mihitsy ry vendrana no tena sans qualité ! misehoa raha tena lehilahy otranay TGV zao e! raha tena hiresaka de mivoaha ! sa sarimbavy TIM ? refa tsy sahy elaisany de ompa no omena anlaiasany .Mankanesa elaisany manao canal any angletera fa ny tetezan'i bekiraro ony zany efa rouillé ny any londres tsy itovy amin eto antananarivo mitsy fa vizanin'i zilibendozotranongana foana hianareo raha ny tsy hay no kitikitihana ...!
vendrana dondrona nefa be vava ny TIM ........ !!! tsy mahavoa raha tsy hanao zavatra vava fotsiny fa ny an''ny TGV action de vokatra mazava !!...............
zahay lety sahy a!!!! ary sahy na amin'inona na amin'inona ary zay no nahazahoanay Fitondrana teto an-tananareo !!! ny fahasahianay TGV .....

4. rajy
(
17/11/2009 12:00)
Efa vita ahoana e ?
aiza no ahita 56% angalatra?
enjana lesy reo adva reo ry zama a tazomy io scoren'toi io dia aleo andeha aza asiana sakantsakana sao ho afaka mialoha eo @ io seza hifampizarana io .

5. ANGILETERA
(
17/11/2009 12:05)
Na seza bory aza tsy azon'i 6mouvance ao angletera botafingotra be panda va!va!va! tsy mila zay
6. terrywui
(
17/11/2009 12:07)
angah mihevitra i toi fa ho tafita i dada nareo ??? manofy atoandro ve ? na izaho fotsiny aza de mahvita manakana aniny tsy iditra ao M/car ...!! raha tsy vitako de vitan'i bainiko..!! aza asiana eritreritr ny aminy fa tsy tafita tsony iny e! ---- 56% = TGV forever .......!
7. xxx
(
22/11/2009 12:03)
Raha vao manomboka ny fifidianana dia tokony mitsaoka any @reny malalany rakelifingotra stria tokony ho hitan'ny mason'izao tontolo izao fa tsy maintsy FAIZINA ny mapanongam-pahefana,io kosa ve dia havela ho af-maina na ireny vno olona sy fandrobana natoany tao Antananarivo fotsiny aza ,izao nanenjika andRA8 hoe nanao izo sy izao ary ahoana sy avy aiza ny volabe hampidirandrizareo a@banky avy a@bois de rose NAnGALARINA aloha dia avy aiza ko ,TAIZA DAOLO IZY NO NAHITA VOLA HIVIDIANANA BALA hamapiasainy hamoretana SY HAMONOANA vahoka MALAGASY ???
Taiza daolo no nahitana ny volabe hanakaramaina an'i SARLA BIBY OLONA SY LILISON ???HITAZOMANA NY POUVOIR NANGALARINA !!!
Olona tsy vanona sy taranaka olona tsy VALAHARA io,MALAZA ZANAKA MPIJANGANJANGA!!! hifampitadiavana io fa tsy avela hitsoka 2 @]izao,ny tranony tsy ho azony entina any @reny malalany izy afaka hanao dj ny bac-3 refa tonga any fa ny fanany tavela eto MCAR aloha dia tsara RAVAINA OMENA NY VAHOAKA NATaONY TOHATRA FIAKARANA ?hatomboka a@tafo tranony ka hatra@ny vodintranony sy izay harena be rehetra azony ta@bois de rose ,ny tranon'ny ralahiny malaza velomimbady iny koa sy ny halatra nataondrainy ,fomban'izy mianakavy miitsy kay ny mitetika zanaka mpankarena dia io mialy io no napiakatra azy ta@injet fa angaha i tgVENDRANA manana n'inona 2 !!!
Ahoana ireo vola be NAMPIDIRIN'NY HAT nandritra ny fitondrany ,volabe hampidiriny ao @banque dia refa hanontaniana dia hoe :HAROTSHY FOTSINY FA AZA BE FANONTANINA!!!