anglisy sadasada nitsoamponenana vokatry ny crizy
1. ANGILETERA
(
17/11/2009 08:01)
Noho ireo mpitsoamponenana teny amin'ny bas quartier nankany londre dia simba ny tanànan'ny anglisy , jereo ny tatatra , ny tetezan'ny bekiraro , ny ngilon'ny eneps
ny elakelatranon'ny isotry sy andranoman'alina na ny kiraron'ny balita nanitsaka taina'akoho aza nentiny any satria efa tsy nahita namana sy havana tao tananarivo intsony vokatry ny toetra ratsy sy ny fivavahana amin'ny maty " manompo sampy " loto misavovona ka na nandalo tany tananarivo aza tsy nisy nampiditra trano azy ny havany nefa dedaka ery nilaza mbà angisy hono izy hizara cadeaux nefa na ny cadeaux nentiny aza nolavin'ny vahoakan'antananrivo henatra ve hisy toa izany afa- tsy ilay tokana mpamosavy toa azy ihany
ny rahavaviny aza nilaza tamin'io anglisy zoridira io hoe tsy manana rahavavy azy intsony dia tsy zakan'ny sainy izany dia mivovoha toa ny A...li...KA. ao amin'ny forom berdel toa azy ao ihany :oops: :oops: :oops: :oops: :oops: :oops:

répondu par terrywui le 17/11/2009 12:12
2. terrywui
(
17/11/2009 08:05)
izy aza mba nahatsiaro an'antananarivo fa ravalo kosa izao no teniny : " Inona koa no hiraharahiako zay vahoakan'Antananarivo any .....! " zay no naha tapaka tanteraka ny tendany izao io ...
3. ANGILETERA
(
17/11/2009 08:36)
Tsy afa-bela amin'ity fahasimban'ny toetrandro ity ny kaontinanta roa tonta. Ny vokatry ny ataon'ny olombelona ihany moa no mahatonga izany, araka ny hevitr'ireo manam-pahaizana manokana momba ny toetrandro.
Zava-dehibe hanamarika ity fihaonana ity kosa ny tsy fandraisan'ny fanjakana anglisy anjara amin'ny fivoriana. Tsy nankasitraka ny fanasan'i Portugal ny filohan'i Zimbabwe, Robert Mugabe, mantsy ireo mpitondra an'i Angletera, hany ka nisafidy ny tsy hanatrika ny fihaonana.
Tany Le Caire, renivohitr'i Egypta, no nanaovana ny fivoriana farany, fito taona lasa izay.
tsy mahavita adidy e! tsy mahasahy miroboka lalina fa mijery lavitra na dia efa ho rendrika aza ny nahitany masoandro izany no ve no solontenan'ny radio viva any angletera any !! mahamenatra
mbola sakanana hamonjy ny vahoakan'ny itaosy indray ny hafa ntssssss

4. terrywui
(
17/11/2009 08:44)
aok'izay letsy diloo a! ... efa kobo toi fa nivika soamantsara fa mitsaboa tena tsara letsy alo de avy eo diloo angletera miverna eto iany refa miafana tsara a...... :lol: :oops: :lol:
5. ANGILETERA
(
17/11/2009 08:50)
Ny tenanay moa efa tsy mivika intsony fa na ny lohalika aza asiana protection fa efa mironjona fotsiny ,mbà te hanagana mouvance vaovao ao londre aho nefa ny namana aza tsy misy
8-) 8-) 8-) 8-) 8-)
8-) 8-) 8-) 8-) 8-)
6. terrywui
(
17/11/2009 09:11)
hanaraka analah ah refa tsy mety hanaraka analah ny TIM ato e! tohanako elaah diloo na de mivika tampoka teo aza a!
7. ANGILETERA
(
17/11/2009 09:22)
mila assistant hono i mivika ao angletera io raterrywui hifampitantana aminy ity ilay hoe olondroa lasa IRAY IHANY
8. terrywui
(
17/11/2009 12:12)
ekany ozizy , ekany ozizy , ... efa manomboka mitambatra ny taolany ozizy fa ny fofon'ainy sisa ry zilibesolonja................tonga ny fahazavana nentinao ! fa mikorontana i angletera hatramzao, nopotehin'i DADA VALO ny tanana de lasa izy nitsoaka ,, lozanao ....!miseho milay manambony tena sy manambany ny hafa kanefa i zilibeany aza mbola misy saina noho izy
ny dondrona dia ny olona maka hevitra amin'ny maty alohan'ny hanaovany projet @ politika ! asan'ny maizina
tsy afaka hiaraka ny maizina sy ny mazava !!!