i fetison indray izao no lancena

1. feticon ( 15/11/2009 21:46)
Fika maivana be hoe i fetison indray no hindrahindrana ho candidat potentiel ho an'ireo mpanao gazety mpanohana an'i tgv ,ny antony dia ny fahatahorana mafy an'i ra8?,aleo lavitra mifampitana an'i fetison toy izay ho vitain'i ra8 sans surprise ny baolina ,tsy hiditra @ izany jeux izany anefa fetison fa fantany tsara hoe mila olona en vergure izany hilatsaka ho fidiana izany fa tsy ohatran'i ry monja roindefo na ry tgv na sy ireo petit candidat .Mazava ho azy fa tsy maintsy candidat ny tim sy ny arema ihany no hifampitana eo ny akoatran'izay nofinony
répondu par xxx le 18/11/2009 02:23
2. xxx ( 18/11/2009 02:23)
Tsy azo @ izany iny bandy iny hoe hanipadoha ny laka-nitàna izany,tsy tary mpanararaotra iny fa tena lieutnant an-r8
Ny olona efa lany bala no maneho hevitra hotranireny e, olona matahotra mafy an-r8 :!:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3718