Misy fanontaniana
1. xxx
(
14/11/2009 06:38)
Misy fanontaniana ity hapetrako, ho an'ny lehilahy na vehivavy manambady / na tsia,
Misy olona miasa @ fournisseur-nay, matetika izahay mihaona, na izaho mankany @ buro ndry zareo na izy mankaty aminay,
izahay dia miresaka tsara, @ maha-mpiara-miasa,
Androany (marihiko fa miasa Sabotsy na ry zareo na izahay), nisy zavatra nateriko tany dia izy(lehilahy) no nandray azy, dia niresaka izy we, andeha hody hono any Maurice hono izy afaka iray volana fa tapitra ny contrat-ny eto Madagascar, dia nangataka mba te-hi-inviter an'ah hisakafo hono izy ao anatin'izany, @ ze mampety ahy, fa aza atao ela loatra, fantany hono aho fa manambady fa mba noho ny fiaraha-miasa hatram'zay.
Mila valinteny hono izy farafahatarany anatin'ny 10 andro,
Fanontaniana :
- Madio ve ny eritreriny ? Ny tiako ahatongavana dia hoe : tsy misaina zavatra ny fiarahana amiko ve izy?
Ho anareo lehilahy, raha mi-inviter vehivavy "irery"hisakafo ve ianareo dia invitation madiodio.
- Satria izy niteny hoe "fantany aho fa manambady" , maninona tsy inviter-ny zahay mivady? fa izaho irery?
Marihiko fa ny vadiko tena saro-piaro, na hataoko ary hoe madio saina zaho sy ilay olona, izy mety tsy hadio saina ny @ zany,
Mangataka soso-kevitra :
Zaho aloha tena tsy te-hiaraka aminy e, ampy ahy ny vadiko. Ka sao de zavatra kely tsy noeritreretiko akory no hanimba zavatra eo.
- ahoana ny fomba hitenenako an'ilay olona hoe "tsy andeha aho" @ fomba tsy manindrona, mihaja, tsy ridicule ...hainareo angamba ny tiako ahatongavana e,

répondu par xxx le 16/11/2009 14:03
2. sitlo
(
14/11/2009 11:00)
Tena fomba mahazatra mihitsy io aty. Tsy mitovy anefa ny toerana ka tsy tena sure loatra aho momba ny any amin-dry zareo. Mety ho eny mety ho tsia.
Raha inviter-na hisakafo atoandro dia tena resaka finamanana izay. Fa raha sakafo hariva dia fitiavana.

3. kotobekibo
(
14/11/2009 12:45)
Miankina @ isan'ny olona invité io , izany hoe raha njy irery d mety ho fitiavana , na atoandro aza .
Raha betsaka nareo d tena pot d'adieu injay iny .
Normal ihany raha tsy mi-invité ny vadinjy izy satria mety ho b loatra ny sarany avy eo . Eritrereto hoe olona 10 no nasainy , raha samy mitondra ny vadiny , manjary lasa 20 b izao .
- raha te hanitatra kely njy d mila raison valable @ rams , toute verité n'est pas bonne à dire , mba tsy hanafitohana azy . Tsy atao fanao koa fa mety une fois @ fihainana ny mirevy kely . Aza mitatara na @ namanjy akaiky injinja aza . Izy efa handé , tsy atahorana hisy retour de flamme .
- azonjy lavina ny fanasàny raha tsy te hanitatra njy , satria mety hanimba ny tokatranonjy koa ! izay revy mandalo v no animbana ny zvt vita h@ izay ?
Lazao azy fa saropiaro rams ka tsy te hanimba ny tokatranonjy njy , fa misaotra betsaka @ fanasana fa voninahitra b ho anjy izany hoe . Ho kôpy izy . Mety hi-insiste satria lozika izany , fa mila entitra fotsiny njy ! non c'est non , fa arahina tsiky kely fotsiny .
Mazotoa e! ;-)

4. xxx
(
14/11/2009 13:14)
sitlo:
Raha inviter-na hisakafo atoandro dia tena resaka finamanana izay. Fa raha sakafo hariva dia fitiavana.
kotobekibo:
Miankina @ isan'ny olona invité io ,
sitlo ; kotobekibo > Zahay roa no teniny ka, hoe mba hiaraka hisakafo zahay roa @ fotoana mampety ahy na diner na dejeuner hoy izy.
Raha hoe pot d'adieu teneninao izany ilay izy (miaraka @ olona maromaro)de tsy nisalasala aho nandeha ary tsoriko @ vadiko.
kotobekibo:.
raha te hanitatra kely njy d mila raison valable @ rams , toute verité n'est pas bonne à dire , mba tsy hanafitohana azy . Tsy atao fanao koa fa mety une fois @ fihainana ny mirevy kely . Aza mitatara na @ namanjy akaiky injinja aza . Izy efa handé , tsy atahorana hisy retour de flamme
Franchement, tena tsy te hanimba zavatra aho, na ataoko ty hoe nandeha t@ restaurant zahay ka misy naman'ny vadiko no miray restaurant aminay? Tsy vao may miha-loza.
kotobekibo:
- azonjy lavina ny fanasàny raha tsy te hanitatra njy , satria mety hanimba ny tokatranonjy koa ! izay revy mandalo v no animbana ny zvt vita h@ izay ?
Lazao azy fa saropiaro rams ka tsy te hanimba ny tokatranonjy njy , fa misaotra betsaka @ fanasana fa voninahitra b ho anjy izany hoe . Ho kôpy izy . Mety hi-insiste satria lozika izany , fa mila entitra fotsiny njy ! non c'est non , fa arahina tsiky kely fotsiny .
Misaotra @ soso-kevitra Kotobekibo a,
Miandry ny soso-kevitra avy @ hafa e.
5. tywa68
(
14/11/2009 13:14)
Matoa lay bandy sahy ni-inviter d tsapany fa mety hisy chance izy :lol: ka raha manaiky enao nefa efa azonao antsaina ny hitranga d efa te hibolila koa enao zany, ni vu ni connu...na mody b fika lery hoe handeha, nefa te hahazo raha :D
Zah kosa tsy mamporisika mazotoa zany fa tandremo ihany, indrindra ny vadinao efa fantatrao fa saro-piaro ...

6. xxx
(
14/11/2009 13:31)
Tywa68 > zah ho ah tsy andeha raha resaka hoe "zahay roa irery izany" , fa mba mangataka ny fomba handavako azy,
7. ni81
(
14/11/2009 13:34)
Tsy afaka mandeha irery aho hoe fa tsy fomba fanaonay mivady izany ka dia ialako tsiny be dia be aminao:)
8. tywa68
(
14/11/2009 13:36)
Ka enao tsy nahay nandà h@voalohany anie e !
Mbola azonao atao hoe : rhf tsy nekeko ohatr'zay d efa tsy noeritreretiko ho ekena.:wink: tsy intéressée @inn2 proposer-nao aho :lol: relation @asa ihany ny antsika e. bonne route enao :wink:

9. ni81
(
14/11/2009 13:38)
fantany hono aho fa manambady fa mba noho ny fiaraha-miasa hatram'zayazony atao ny manome souvenir raha toa ka noho ny fiaraha-miasa fotsiny sa ahoana? :-P
10. Ratoa
(
15/11/2009 00:11)
ka tsy voatery handà hatrany amboalohany mihitsy ianao é! Nety aza ny naka fotana kely. Lazao fotsiny izy fa tsy te hi-blesser azy ianao ka dia naka fotoana sao manao teny mahery. Ka ny valiteniko hoe dia tsy afaka ny tsy hiaraka amin'ny vadiko aho. malala tsaina dia malala tsaina nyvadko hoe fa izaho tsy hiala amin'ny fanaoko mahazatra ahy. Izay fotsiny. tsy misy olana mihitsy izany!
11. xxx
(
16/11/2009 06:13)
tywa68:
Ka enao tsy nahay nandà h@voalohany anie e !
Noho ny fandavako mintsy ary no nahatonga an'le resaka we, "fantatro fa manambady enao, fa. ..patati patata... dia ny hanomezako an'ze fotoana mampety ahy...."
ni81:
azony atao ny manome souvenir raha toa ka noho ny fiaraha-miasa fotsiny sa ahoana? :-P
Mba souvenir hafa fa tsy souvenir maizimaizina kosa e, :?
Na zah anie afaka manome art malagasy ho azy ohatra e, :roll:
ratoa:
Lazao fotsiny izy fa tsy te hi-blesser azy ianao ka dia naka fotoana sao manao teny mahery.
tena izay mintsy, izay mintsy no hakako torohevitra aminareo mba tsy hanomezako teny mahery azy.
tywa68:
rhf tsy nekeko ohatr'zay d efa tsy noeritreretiko ho ekena. :wink: tsy intéressée @inn2 proposer-nao aho :lol: relation @asa ihany ny antsika e. :wink: bonne route enao
ratoa:
Ka ny valiteniko hoe dia tsy afaka ny tsy hiaraka amin'ny vadiko aho. malala tsaina dia malala tsaina nyvadko hoe fa izaho tsy hiala amin'ny fanaoko mahazatra ahy. Izay fotsiny. tsy misy olana mihitsy izany!
Misaotra @ torohevitra e,
12. xxx
(
16/11/2009 10:20)
Nahoana no dia alefa avy hatrany any @ izany ny saina ? Angaha rey olona tsy afaka miaraka misakafo @ resto raha toa olona lahy sy vavy tsy misipa a !!!
13. xxx
(
16/11/2009 11:15)
misy zavatra tena tsy azoko kosa aloha e !
Raha tena madio ny sainao dia maninona no tsy lazaina @ vadinao fotsiny io fanasana io dia lazao tsotra zao izy hoe mpiara miasa io ka handao anay izy ka aleko lavitra oe mba tonga maka ahy ianao rehefa vita io fisakafoanana io ?
zay e ! io no hevitra hitako fa tena mety ho anao! Ekeo ny fanasana fa kosa lazao ny vadinao haka anao ! misy koa manko ny tél portable azo hiantsohina azy oe afaka tonga maka ahy @ zay ianao fa efa eto @ café izahay zao ! dia inona no olana @ zany ?
madio saina zaho sy ilay olona, izy mety tsy hadio saina ny @ zany,
- Madio ve ny eritreriny ? Ny tiako ahatongavana dia hoe : tsy misaina zavatra ny fiarahana amiko ve izy?sao dia ianao kosa no tena tsy madio ny sainao sy ny heritreritrao ? Ahoana moa no ahazahoanao mametraka ireo fanontaniana ireo raha tsy ny sainao no sao dia maloto ?
Raha tena madio ny sainao dia maninona no tsy lazaina @ vadinao fotsiny io fanasana io dia lazao tsotra zao izy hoe mpiara miasa io ka handao anay izy ka aleko lavitra oe mba tonga maka ahy ianao rehefa vita io fisakafoanana io ?
Franchement, tena tsy te hanimba zavatra aho, na ataoko ty hoe nandeha t@ restaurant zahay ka misy naman'ny vadiko no miray restaurant aminay? Tsy vao may miha-loza.fa hanimba inona aloha ianao e ??fa maninona koa no avy dia halefa lavitra tahakizao ny saina ? avy ve dia zavatra ratsy foana no mba heritreretina ?
zay e ! io no hevitra hitako fa tena mety ho anao! Ekeo ny fanasana fa kosa lazao ny vadinao haka anao ! misy koa manko ny tél portable azo hiantsohina azy oe afaka tonga maka ahy @ zay ianao fa efa eto @ café izahay zao ! dia inona no olana @ zany ?
14. hery
(
16/11/2009 12:05)
Ny mahatsara ny olona manambady indrindra indrindra dia manana excuses be dia be. Azonao alefa any amin'ny vadinao daholo ny excuses rehetra. Tahaka ny hoe "Fantatrao ihany fa manambady aho, te handeha mihitsy aho satria fantatro fa tsy mieritreritra ratsy isika, kanefa tsy avelan'ny vadiko aho... "
Tsy maninona mihitsy na mbola asianao sira tahaka ny hoe "Ratsy saina be anie ny vadiko sns e." sy ny hoe "Mbola tsisy nin nin akory aza dia efa ahiahiany amin'ny olona rehetra ato ampiasana aho".
Tsy voatery milaza amin'ny vadinao akory ianao rehefa tsy te handeha fa tonga dia ireo fotsiny no lazainao amin'ilay mpiara-miasa.
Raha tena te handeha ianao dia izay vao ilazànao ny vadinao dia ho hita eo raha manaiky izy na mandà. Raha manaiky izy dia asaivo miantso anao matetika sy maka anao :-). Dia efa ampihomany ilay mpiara-miasa hoe amin'ny firy no hisaraka fa ho avy hitsena ahy ny vadiko fa mbola ho ary an'anona izahay. etc...
Raha tena madio ny eritreritrao dia tsy hisy blem mihitsy io :-)

15. xxx
(
16/11/2009 12:11)
xxx11 > Eny e, mety zah no tsy madio saina satria isaky ny misy olona mi-inviter an'ah, dia tsy maintsy mi-inviter anay mivady izy, (hatramin'izay io) satria izay koa angamba no fahalalam-pomba e,
fa ity iray ity toa hafa kely,
Ka io koa efa voalazako hoe , ny vadiko saro-piaro, (tsy any @ ilay hasarota-piaron'ny vadiko angamba ny resaka e, ) dia sao dia manimba zavatra ny fandehanako any na dia tsy misy resaka inona aza.
Ka io koa araka ny tenin'ny kotobekibo sy tywa68, misy zavatra eritreretin'ilay olona ihany ao,
fa ity iray ity toa hafa kely,
Ka io koa efa voalazako hoe , ny vadiko saro-piaro, (tsy any @ ilay hasarota-piaron'ny vadiko angamba ny resaka e, ) dia sao dia manimba zavatra ny fandehanako any na dia tsy misy resaka inona aza.
Ka io koa araka ny tenin'ny kotobekibo sy tywa68, misy zavatra eritreretin'ilay olona ihany ao,
Miankina @ isan'ny olona invité io , izany hoe raha njy irery d mety ho fitiavana , na atoandro aza .
Matoa lay bandy sahy ni-inviter d tsapany fa mety hisy chance izy ka raha manaiky enao nefa efa azonao antsaina ny hitranga d efa te hibolila koa enao zany, ni vu ni connu...na mody b fika lery hoe handeha, nefa te hahazo raha
17. xxx
(
16/11/2009 13:08)
xxx:
Ka io koa araka ny tenin'ny kotobekibo sy tywa68, misy zavatra eritreretin'ilay olona ihany ao,
Misy eritreretinareo 2 hoe ????
Tsy hitako izay tsy handavanao tsotra ilay izy, na dia hoe sec be aza , izy aza izany efa handeha afaka 1 volana ka no :-D
18. xxx
(
16/11/2009 14:03)
Misy eritreretinareo 2 hoe ????
Zay andraisanao azy e, :-D
Tsy hitako izay tsy handavanao tsotra ilay izy, na dia hoe sec be aza , izy aza izany efa handeha afaka 1 volana ka no
an an an , na dia olona efa handeha kosa ve izy ohatran'ny tsy mety ilay hanao an'zany,
Eny e, misaotra na dia izany , fa misy azo raisina be de be ireo voalaza etsy ambony ireo : Ratoa, Ikotobekibo, Ni81, Hery, tywa68
Misaotra e :-*
xx12, misaotra ihany @ ilay torohevitrao @ farany io fa na izany aza zah efa niteny hoe tsy handeha ,
Misaotra ny rehetra o, :)