tsy maintsy eo ambany fifehezan'ny

1. bazylou ( 13/11/2009 17:58)
frantsa ny gasy raha te hilamina , ary tsy maintsy izy koa no hanome hanina ny gasy, efa voaozona ary efa izay fona no natao hatr'izay 200 taona izay,, izay gvt tonga eo dia tsy maintsy manompo frantsay :roll: :roll: :roll:
répondu par bazylou le 15/11/2009 18:06
2. patrick2002 ( 13/11/2009 18:25)
le izy anie ra -bazil rehefa mba milaza ny marina ny tena dia lazaina andevony frantsay ,voazanaka ara-tsaina :? :?
Hataonao ahoana ny hieritreritra fa USA hiala @ Royaume uni ,fa hiaraka @ lafrantsa ,resak`eh izany
Aleoko mangina fa sao dia azony daka vody eto ,indray hoe andevoziny frantsay . :-D :-D :-D
3. bazylou ( 13/11/2009 18:37)
ka io baina resaka avo lenta efa hatramin'ny 1896 a, tsy afaka miala eo, ary rahate hiala eo dia tsy maintsy manao ady saritaka ray sy ray amin'ny frantsa,
Afaka atao anie izany e, fa ny gasy mihitsy no olona kamo velona be izay na eo am pelatanany aza ny harena mihoam pampana, tsy maintsy hoe matin'ny fitiavana kely sy ny vola rapida,
4. patrick2002 ( 14/11/2009 03:10)
Hanao ray sy ray @ lafrantsa hoe eh! :-D :-D :-D aoka lesy ra basil ah! davida sy goliata izany Minoa fotsiny ihany dia mety tanteraka izany fa theoriquement ,impossible .
Efa nanandrana nandroaka frantsay anie t@ 1972 ,fa ny 1978 ny gasy lasa nividy savony,djinn,sous-pull tany La Reunion daholo , :-D :-D
Dia io indray fa tondrahany sinoa entana dia manakambo indray hoe tsy misy hilaina frantsay :lol: :lol:
Haleo anao eo .
Aza misy miteniteny hoy ilay hira revolisionera izay
5. xxx ( 14/11/2009 09:53)
Efa aty @ny andro mazava ry reto fa mba mifohaza a! raha ohatra izany moa ny mentalité-dry bazylou sy pa2002 aiza no handroso MCAR ?ARY tsy handroso mihintsy dia bola tsy takaty ny sainareo ihany ve fa ny antony hilain'ny mpitondra ny frantsay hatar@izay dia satria te hijanaoana eo @fitondrana ry zareo ,noroahina ny frantsay ta@androndratsiraka ,tokony pays matanjaka toy Amerika na angleterre sy allemagne no nifairaharahana économiquement ary @pays mahantra russie ary no mionantonanan avy eo refa nagozohozo ny toerandradeba dia nagataka aide hitazomana ny toerany fantany tsara ny antony nialany ta@ny frantsay fa mpitsetsitra sy mpanjanaka lava izao ,tsy misy intétet-ny gasy fa ry zareo no mahavoa ,jereo fotsiny io nanaovany coup d'état @ny pétrole io ,milliards no ho raofiny eo an euros dia mody omeny 2 na 5 miliions raha be indrinadra mody omena fanampiana refa voan'ny cyclone ,mba mahay manisa ve aloha ianareo roa lay ireo bazylou sy patick2002 ,dia aza miteny2 foana intsony fa dondrina oahtran'ni vendrana hatao fangalana tombotsoa ! efa ay a@taonjato fahafiry mbola izany foana ilay mentalité ,ianareo sy ny fianakavianareo no vaoazona @tsostsoka soa fa tsy anreo irery Mcr ra tsy nataoko hoe omeo azy mihintsy ny taninareo ,mba misaina, ohtra ny olona tsy nianatra soa fa tsy misy vazaha maketo @sera fa tena mankadoa ny olona manana mentalité ambany be ohatra izao !
6. terrywui ( 14/11/2009 12:11)
vizana ny tanana , lany rora ...copie-coller tsy azo hatao ato fa bedy ....!

TGV FOREVER .....!
7. ndotofetsy ( 14/11/2009 15:30)
:^) :^) :^) :^) :^) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
8. bazylou ( 15/11/2009 18:06)
ianao ,-no tena lany daty ra xxx a, firy taona nahazoana fahaleovantena fa gisitra foana, e, na sport , na fianarana , tsy misy hafatsy ny hataka sisa no ivelomana, hany ka rehefa tsy omen'ny mena sofina vola sy hanina kely dia mitsitra ery daholo.
Ianao no ketrina hoy aho satria tsy sahinao akory ny miaro nya nao fa manaiky asiana foana,
tsy afaka eo ianao baina a, efa voaozona sy vita fehy tsar any kofehy lehibe :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2331