Vao tsy tafa ka lasa vitsivitsy io taona io de vita Ravalo!

1. terrywui ( 13/11/2009 16:39)
Vao mitsefotra eo ny TIM amin'io fifidianana io de tadidio tsara fa zay ko vita ny amin'i Ravalo satri efa ho 60taona ko lery de tsy azo fidiana tsony !
--raha za ny TIM de mitady olona hafa atao President ndray fa efa ho vita Ravalo io raha vao tsy mahomby eo io fifidianana io !! nefa de tena tsy ahomby mihitsy anefa satri ny tompony no hifandona aminy raha mahazo 15% izy amin'ny election de tsostsofina !....
répondu par diloo le 15/11/2009 16:38
2. xxx ( 13/11/2009 16:43)
za indray miteny hoe mahita 52% lery ary tsy misy maharesy azy ireo
vive ra8
3. terrywui ( 13/11/2009 16:47)
xxx1 = hery

zay ve no mba fijerin'i toi ? ny any amin'ny faritany anie tena efa tofoka ravalo100% e! tadidio fotsiny ity teny ity : " Tananarive tsy madagascar " nefa ary tananarive mbola nahazahoanay 85% ......!!
4. bazylou ( 13/11/2009 18:38)
efa ela be no vita le hoe le8 e, raha sanatria ka tafaverina eo iny , di atadidio fa tsy maintsy hisy ny tgv 2, na ny mafimafy kokoa noho izay :roll: :roll:
5. terrywui ( 14/11/2009 12:11)
vizana ny tanana , lany rora ...copie-coller tsy azo hatao ato fa bedy ....!

TGV FOREVER .....!
6. xxx ( 15/11/2009 15:52)
maimbo vava koa enao fa aza miteniteny eo e :arrow: lohan'angidina ty :!:
7. esserra ( 15/11/2009 16:28)
copie-coller tsy azo hatao ato fa bedy



DINIKA
Hoy ny gazety
(hery)

FANAZAVANA
Vaovao na sombim-baovao nalaina tamin'ny gazety. Iangaviana mba hapetraka ny gazety sy ny daty ary ny rohy internet (raha nalaina tamin'ny internet) nakana azy.

MPANDRINDRA
hery
Arak'io voalaza eto @ ito sata serasera ito dia tsy olana mihintsy ny vaovao sy ny sombim-baovao izay notsongaina t@ gazety na aterineto
Dia hampatsiahivo ny anaran'ilay gazety sy ny daty , ary ny rohy raha aterineto

:lol:
8. diloo ( 15/11/2009 16:38)
Makasitraka Esserra. :-* .Mazava ka.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0451