guerre de communication

1. pikatti ( 12/11/2009 16:29)
Raha vita zany aloha iny fifanarahana tany Addis Abeba iny dia samy mihomana ihany koa ny @ fifidianana ry zalahy isany
Koa aza gaga raha mahita na mandré @ ireto haino aman-jery ireto ( tv5,france24,rfi ...)reo dia manaraka ny ligne éditorialiste izay voabaiko avy any Sarkozy daholo

Andry io misaotra betsaka an'i renimalala io
Andry prez tsy mandohalika
répondu par xxx le 15/11/2009 15:46
2. esserra ( 12/11/2009 17:40)
En tout cas, si Andry Rajoelina veut se présenter aux prochaines présidentielles, il doit démissionner de ses fonctions 60 jours avant la date de l'élection. Autrement dit, si le locataire d'Ambohitsorohitra souhaite participer à cette course à la magistrature supréme du pays, prévue se tenir au début du mois de juin, il n'aura que 4 mois pour porter le titre de président de la transition.

Ce ne sont pas les candidats qui manquent.
3. xxx ( 12/11/2009 17:43)
Cette version courte de la transition avait déjà été évoquée, les mois précédents, par le président de la transition Andry Rajoelina mais jamais annoncée : Andry l’a évoqué , Fétison l’a fait. =D> =D> =D>
4. pikatti ( 12/11/2009 18:11)
Désastreux et inacceptable que l’Union Africaine n’écoute que sa sÅ“ur de l’Europe et ses intéréts sur le continent. Aujourd’hui, l’Union Africaine ne peut rien régler. Et face aux conflits politiques au Niger, à Madagascar et en Guinée-Conakry, l’Union Africaine est en nette baisse de crédibilité
Mazamazana ihany io hoy fijo zay ny miady @ reto Frantsay reto

http://news.abidjan.net/article/?n=346587
5. fijo ( 12/11/2009 21:17)
raha hilatsaka lery"tsy mino izany nefa aho,satria la frantsa tsy mila azy hilatsaka,ary efa mampitandrina azy tsy hanao izany"ny takalony dia izy tavela amin'ny tetezamita io;
fa raha sahy hioatra moa lekely,dia miala aloha,ary eo izy no vita
6. ndotofetsy ( 12/11/2009 21:34)
:^) :^) :^) :^) :^) :^) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
7. xxx ( 13/11/2009 08:30)
nihemotra daholo ty ny raharaha ,nohon'ireto frantsay reto ihany
Nihemotra ny fanambarana ny gouvernemnta ,miandry frantsay
8O
nihemotra ny fifidianana any Côtes d'Ivoires satria kobo ny teti-dratsin'ny frantsay manodina anaran'olona via sagem
Mihomana isika fa misy fika maloto be
8. pikatti ( 13/11/2009 14:24)
mitady frantsay ve Radomelina hanamboarana ny governemanta klé efa tsy izy ntsony ty tary ty le aza, tena kobo be nedala fa tsy afa-bela,tena tara loatra vao tonga saina hay fitaovana ihany tssss :oops:
9. terrywui ( 13/11/2009 16:33)
slt lety rapika a! .... :lol: innn ndrai ty kozinah ato ty ?
10. xxx ( 15/11/2009 15:46)
mbola tsy nivadika tgv foana ve lesy elah rapika :idea:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3082