dia ahoana indray,

1. bazylou ( 12/11/2009 16:01)
firy indray ny hijapy train, rahampitso??
ny aty eropa ozao dia ny fanaovan avaksiny grippe a no mafotaka, ny any mada ny fiadivana io fati tseza tsy aninontsianinonaioihany no ady satria kamo be tenda ray lavaka daholo.
efa 450 mahery izao ny cas grippe a any mada, mbola tsy misy vaksiny fa mihanahana daholo, ,, asa firy no hofaty atsy ho atsy, ny hanohanan mamely , ny mpitondra maty ny vola kely sy ny seza daholo :-D :-D :-D
répondu par vitamatavy le 13/11/2009 16:31
2. patrick2002 ( 13/11/2009 14:46)
i Pikatti sy Noue efa any @ Con-president Fetison ny CV -ny :-D :-D :-D
3. terrywui ( 13/11/2009 16:21)
oay leti e! F'angah i Noue hiditra planton'i Fetison klé ! ka tsy ho reraka amzany ve ndry ry Noue ?? tsy aleo nanao mpametaka afisy foana ? iny mba misy jinjany kely ny didy refa otrotrizay enao !
4. vitamatavy ( 13/11/2009 16:24)
za indray ry terrywui aza tsy ahazan'ialahy miaina an ,tohizo ny seraseran'ialahy dia izay :twisted: :twisted: :twisted:
5. terrywui ( 13/11/2009 16:29)
za angah nikozy anlah lety ?? te ho vita petsa eo angah sa te ho vita matavy !? :lol: :oops:
6. vitamatavy ( 13/11/2009 16:31)
i noue ihany ity lesy e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.317